Jejoo

Dans la même rubrique

Terrine de poisson aux petits légumes

30/11/2020

Akora ilaina : · Crème liquide 12 santilitatra · Trondro be nofony ka ny faritry ny rambony no ilaina, 1,2 kg · Atody 4

 Lire la suite...

Salady amin’ny crème sy radis

27/11/2020

Akora ilaina : · Crème fraiche 1/3 kaopy · Salady tsara tarehy 1 · Tongolo maitso 2 · Radis 4 · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Atody atao salady na sushi

26/11/2020

1. Salady atody Akora ilaina · Atody 2 · Salady 1 · Voatabia 1 · Oliva mainty · Crème fraiche 1 sotrokely · Sesame 1 sf

 Lire la suite...

Salady voatabia sy frezy

23/11/2020

Akora ilaina · Frezy 400g · Voatabia 4 · Fraomazy féta 150g · Ravina solila 6 · Saosy soja 4 sf · Vinaingitra Xérès 1 sf · Vovoka sakamalao ½ sk · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Mofomamy vita amin’ny vomanga

20/11/2020

Akora ilaina · Vomanga 1kg · Siramamy menamena ¼ kg · Lafarina 2sf · Dibera 200g · Atody lehibe 4 · Lavanila tahony 1 · Rhum 4 sf

 Lire la suite...

Pâté de poisson

19/11/2020

Akora ilaina · Nofon-trondro 400g · Ranom-boasarimakirana 2-3 sf · Cream cheese 125g · Dibera 200g · Ravina manitra, aneth · Persily · Voasarimakirana hanaingoana azy · Mofo 1 · Menaka oliva 2sf · Tongolo gasy hasiny 3

 Lire la suite...

Flan amin’ny mananasy

16/11/2020

Akora ilaina • Ronono mandry mamy 180g • “Caramel” 100g • Lafarinina 35g • Mananasy • Atody 4

 Lire la suite...

Sakafo

Ovy amin’ny nofon-trondro sy fraomazy

26/10/2020

Akora ilaina · Ovy 800g novoasana sy notetehina efamira · Ronono 60ml · Sira sy dipoavatra · Menaka oliva 5 ml · Tongolo notetehina efamira · Karaoty 3 notetehina efamira · Selery tahony 3 notetehina efamira · Lafarinina 1 sf · Ronono 125ml · Ranona legioma 80ml · Nofon-trondro (saumon) 125g · Fraomazy cheddar efa nokikisana 1 tasy

 

 

 

Fikarakarana azy

1.       Hafanaina eo amin’ny 180°C ny lafaoro

2.       Maka vilany efa nofenoina rano. Ampangotrahina aloha io rano io dia andrahoina ao, mandritra ny 15 hatramin’ny 20 minitra ny ovy, na mandrapahamasany. Potsehina miaraka amin’ny ronono sy dibera ireo ovy ireo rehefa masaka. Asiana sira sy dipoavatra, araka izay tiana. Atokana

3.       Mandritra ny fotoana hahamasahan’ny ovy dia karakaraina ny fototra hampatsiro ity sakafo ity.

4.       Hafanaina ny menaka oliva dia endasina ao ny tongolo. Tsy atao may loatra. Arotsaka miaraka aminy ao ny karaoty sy ny selery dia avela ho mendy mandritra ny 6 minitra. Arotsaka ao ny lafarinina dia andrasana 30 segaondra vao aroina sy arotsaka ny ronono ary ilay ranona legioma. Avela hangotraka.

5.       Vao mangotraka dia arotsaka ny trondro. Andrasana 30 segondra vao arotsaka ny fraomazy. Aroina tsara mandrapitsoniky ny fraomazy.

6.       Maka vilia mahazaka mahamay sy fampiditra anaty lafaoro dia atao ao anatiny ao ny trondro sy ny legioma nokarakaraina teo. Rakofana ovy sy ilay ambina fraomazy teo. Andrahoina 15 minitra.

 

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo