Jejoo

Dans la même rubrique

Ady atao amin'ny kere Velaran-tany mirefy 9 ha ao amin'ny Kaominina Maroaloke, Antaritarike sy Talaky-bas no hovolen'ny tanora balahazo

26/10/2020

Ho fanohanana ireo mponina izay hianjadian'ny kere any Atsimo dia nitondra ny anjara birikiny ny Ministeran'ny tanora sy ny fanatanjahantena izay tantanin'Atoa TINOKA Roberto.

 Lire la suite...

ANDAPA Tovolahy 19 taona tratra nangalatra lavalina

26/10/2020

Tra-tehaky ny pôlisy ny herinandro lasa teo, ny tovolahy kely iray 19 taona, nangalatra lavanila tao Ambahikarabo Andapa. Saika mitaraina ho very tahona lavanilahatrany ireo mponina ao an-toerana.

 Lire la suite...

ANTSIRABE Mpampianatra miisa 250 no hanatevin-daharana eny anivon’ny CEG

26/10/2020

Mpampianatra voahofana nandritra ny 2 taona miisa 250 misalotra ny anarana “Mahefa” no navoaka tamin’ny fomba ofisialy ny

 Lire la suite...

DRENTP Atsinanana Mikarakara fifaninana sary momba ny covid-19

26/10/2020

Nitondra fahalalana maro ho an’ny rehetra ny fisian’ny covid-19 teto amintsika. Mbola tsy foana anefa ny aretina, ary mbola

 Lire la suite...

Fanafihana teny Ambohimangakely: Maty ilay raim-pianakaviana, voaolana ny zanany vavy

26/10/2020

Tokantrano iray teny Tsarahasina Ambohimangakely no nisy nanafika, ny zoma alina lasa teo. Telo mianaka no mipetraka ao amin’ity trano voatafika ity ary alika nivovo tao an-tokontany no nanaitra ilay renim-pianakaviana ka nahatonga azy nivoaka, saingy efa nandrasan’ireo jiolahy tao ambadiky ny varavarana izy.

 Lire la suite...

Papa Francois: manaiky ny fanambadiana ara-panjakana eo amin’ireo mitovy fananahana

23/10/2020

Hatramin’ny fotoana nahalany azy dia efa niresaka mahakasika ny fanambadiana ara-panjakana eo amin’ny olon-droa mitovy fananahana ny Papa François ary fandavana no foto-keviny tamin’izany.

 Lire la suite...

Ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo any Atsimo Natomboka ny fanisana ireo mponina

23/10/2020

Mitohy hatrany ny fitadiavam-bahaolana manoloana ny tsy fanjarian-tsakafo any amin’ny faritra Atsimo.

 Lire la suite...

Actualités

« Plateforme Arovy » Manana dokotera afaka manatona any an-trano

16/10/2020

Noho ny antony maro, dia mety hisy sakana ny antony hahatonga ny marary iray tsy afaka manatona toeram-pitsaboana na dokotera.

 

Satria zava-dehibe ny fanampiana ireo marary, ary sarobidy ny aina, mba hisorohana ny fahafatesana, indrindra raha misy ny vonjitaitra, dia nanolotra ny tolotra VAD, na « Visite A Domicile » ny « plateforme AROVY ». Tolotra ara-pahasalamana, manampy ny marary izay mety hanana fahasahiranana momba ny fandehana any amin’ny toeram-pitsaboana, ny VAD ; mirindra sy milamina tsara io tolotra io satria tsy voatery hilahatra ora maro eny amin’ny toeram-pitsaboana ny marary, fa miandry ny dokotera ho tonga ao an-trano fotsiny. Mpisehatra ara-pahasalamana roa no tonga mizaha ny fahasalamana, miaraka amin’ny fitaovana rehetra izay mety ilaina, hatramin’ny fiara, raha mila famonjena hôpitaly maika. Ny laharana 032 23 217 17 no antsoina, ho an’ireo izay mila fanazavana fanampiny. Marihina fa isan’ireo sehatra hiompanan’ny fanampiana atolotry ny AROVY, ny fanomezan-danja ny fahasalamana ; ny fandraisana an-tanana ny marary alohan’ny handehanany any amin’ny hôpitaly, ny fitsaboana ary ny fanaraha-maso atao amin’ny marary.

 

Aina

 

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo