Jejoo

Dans la même rubrique

Sisim-bava manaintaina eo amin’ny ankizikely : aleo manatona dokotera.

26/10/2020

« Pèrlèche », io no anarana omena ilay ratra, na fanaintainana amin’ny sisin’ny vava miseho amin’ny ankizikely. Maro ny antony mahatonga azy io.

 Lire la suite...

Fomba fisakafo mahasoa, ho an’ireo marary voa

23/10/2020

Nandala ny resaka fitsaboana nentim-paharazana ny Ntaolo.

 Lire la suite...

Lokom-bolo, “extension”: mampiongo-bolo raha…

22/10/2020

Toe-javatra mety hiseho amin’ny vehivavy, amin’ny ankapobeny, ny fihintsanan’ny volo. Inona no mety mahatonga azy io?

 Lire la suite...

TANORA MALAGASY TE HANANGANA ORINASA Maro be, saingy mila tohana hoy ireo CEERE

22/10/2020

Maro ny dingana tsy maintsy arahina mba hahafahan’ny tanora miditra ao anatin’ny fananganana orinasa hoy ny fanazavan’ny CEERE na ny Club Entrepreneures Etudiants du Rendez-vous des Entrepreneurs.

 Lire la suite...

Te hihinana sakafo iray : inona no antony ? Ara-dalàna ve?

19/10/2020

Asa raha misy amintsika no mahatsapa izany, fa mety hiseho amin’ny vatana ny hoe te hihinana sakafo iray anakiray, ary matetika.

 Lire la suite...

CHU MAHAVOKY SUD Nahazo fameloman'aina vaovao

19/10/2020

Na dia efa mihena isan’andro aza ireo tratran’ny valan’aretina Covid-19 eto amintsika dia mitohy hatrany ny fampitaovan'ireo malala-tanana.

 Lire la suite...

Bevohoka : Tandremo ny fahadiovana rehefa mafana!

15/10/2020

Mila mitandrina be amin’ny resaka fahadiovana sy fidiovana amin’ny faritry ny fivaviana ny vehivavy bevohoka.

 Lire la suite...

Santé

Ravina manga sy goavy : Mampitony areti-nify !

16/10/2020

Mety hampihena ny hery fiarovan’ny vatana ny areti-nify, indrindra moa raha tena lasa lavitra izany.

Ho an’ireo fitsaboana nentim-paharazana dia ny ravina manga na ravin-goavy no nentin’izy ireo ho vahaolana amin’io areti-nify io.

Akora ilaina :

·        Ravina manga miloko mavo

·        Rano 1 litatra

Sasana tsara ny ravina manga. Raha efa izay dia hatao anaty vilany ary hampangotrahana miaraka amin’ny rano 1 litatra mandritra ny 15 minitra na 30 minitra eo ho eo. Andrasana  hangatsiaka ary  hanontsanana ny ati-vava, maraina vao mifoha sy hariva, mialohan’ny hatoriana. 2 herinandro eo ho eo no hanatanterahana azy.

Akora ilaina :

·        Ravin-goavy singany 5

·        Rano 1 litatra

Sasana tsara ny ravin-goavy. Arotsaka anaty vilany miaraka amin’ilay rano 1 litatra. Hampangotrahana 15 na 30 minitra eo ho eo. Rehefa mangatsiaka dia hanontsanana ny ati-vava sy ny nify marary. Tsara raha tanterahana 2 herinandro eo ho eo ity torohevitra ity.

Nify goaka

Raha toa ka nify goaka ilay mahazo, dia ny fanesorana azy any amin’ny mpitsabo ihany no vahaolana, raha tena tsy zaka intsony ny fanaintainana. Tsy mety sitrana intsony mantsy ny nify goaka ary harary foana raha sendra tafiditry ny sakafo, na vizana ny vatana, na midina ny hery fiarovana, na voadona sns.

Nelly-Bri

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo