Jejoo

Dans la même rubrique

Terrine de poisson aux petits légumes

30/11/2020

Akora ilaina : · Crème liquide 12 santilitatra · Trondro be nofony ka ny faritry ny rambony no ilaina, 1,2 kg · Atody 4

 Lire la suite...

Salady amin’ny crème sy radis

27/11/2020

Akora ilaina : · Crème fraiche 1/3 kaopy · Salady tsara tarehy 1 · Tongolo maitso 2 · Radis 4 · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Atody atao salady na sushi

26/11/2020

1. Salady atody Akora ilaina · Atody 2 · Salady 1 · Voatabia 1 · Oliva mainty · Crème fraiche 1 sotrokely · Sesame 1 sf

 Lire la suite...

Salady voatabia sy frezy

23/11/2020

Akora ilaina · Frezy 400g · Voatabia 4 · Fraomazy féta 150g · Ravina solila 6 · Saosy soja 4 sf · Vinaingitra Xérès 1 sf · Vovoka sakamalao ½ sk · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Mofomamy vita amin’ny vomanga

20/11/2020

Akora ilaina · Vomanga 1kg · Siramamy menamena ¼ kg · Lafarina 2sf · Dibera 200g · Atody lehibe 4 · Lavanila tahony 1 · Rhum 4 sf

 Lire la suite...

Pâté de poisson

19/11/2020

Akora ilaina · Nofon-trondro 400g · Ranom-boasarimakirana 2-3 sf · Cream cheese 125g · Dibera 200g · Ravina manitra, aneth · Persily · Voasarimakirana hanaingoana azy · Mofo 1 · Menaka oliva 2sf · Tongolo gasy hasiny 3

 Lire la suite...

Flan amin’ny mananasy

16/11/2020

Akora ilaina • Ronono mandry mamy 180g • “Caramel” 100g • Lafarinina 35g • Mananasy • Atody 4

 Lire la suite...

Sakafo

Chouquette

16/10/2020

Akorailaina · Lafarinina 125g · Atody 3 na 4 · Sira 1 tsongo · Dibera 80g · Ronono 125g · Rano 125g

 

 

 

Hanaingoanaazy

·        Sira 1 tsongo

·        Atody 1

·        Sucre grains 200g

Fikarakarana azy

Amboarina aloha ny “pate à choux”

1.     Maka vilany kely iray hamanana ny ronono, ny rano, ny sira sy ny dibera efa notetehina  efamira

2.     Ampangotrahina dia esorina eo ambony afo

3.     Arotsaka indray mandeha ny lafarinina dia haroina mba hahazoana paty miraikitra  tsara

4.     Averina kely eo ambony afo aloha nyvilany no sady haroina  ihany

5.     Esorina eo ambony afo amin’izay ary avela hangatsiakakely aloha

6.     Kapohina ny atody

7.     Arotsaka tsikelikely ao anatin’ilay paty ny atody

8.     Mandrarakakely dia haroina ary tandremana tsara satria raha vao lasa mitsiranoka ilay paty dia efa tsy mety intsony.

9.     Ampidirina anaty “poche à douille” ny paty dia velarina eo amin’ny lasitra arak’izay endrika hitiavana  azy

Ho fanaingoana azy

1.     Kapohina ny atody dia asiana  sira 1 tsongo. Hosorana io atody  io, amin’ny pinceau ny paty tsirairay

2.     Rarahina  sucre grains, esorinaizay mihoatra dia hampidirina anaty lafaoro amin’izay.

3.     Andrahoina  mandritra ny 15 min eo ho eo amin’ny hafanana 170°C. Avela  hangatsiaka vao hanina.

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo