Jejoo

Dans la même rubrique

Terrine de poisson aux petits légumes

30/11/2020

Akora ilaina : · Crème liquide 12 santilitatra · Trondro be nofony ka ny faritry ny rambony no ilaina, 1,2 kg · Atody 4

 Lire la suite...

Salady amin’ny crème sy radis

27/11/2020

Akora ilaina : · Crème fraiche 1/3 kaopy · Salady tsara tarehy 1 · Tongolo maitso 2 · Radis 4 · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Atody atao salady na sushi

26/11/2020

1. Salady atody Akora ilaina · Atody 2 · Salady 1 · Voatabia 1 · Oliva mainty · Crème fraiche 1 sotrokely · Sesame 1 sf

 Lire la suite...

Salady voatabia sy frezy

23/11/2020

Akora ilaina · Frezy 400g · Voatabia 4 · Fraomazy féta 150g · Ravina solila 6 · Saosy soja 4 sf · Vinaingitra Xérès 1 sf · Vovoka sakamalao ½ sk · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Mofomamy vita amin’ny vomanga

20/11/2020

Akora ilaina · Vomanga 1kg · Siramamy menamena ¼ kg · Lafarina 2sf · Dibera 200g · Atody lehibe 4 · Lavanila tahony 1 · Rhum 4 sf

 Lire la suite...

Pâté de poisson

19/11/2020

Akora ilaina · Nofon-trondro 400g · Ranom-boasarimakirana 2-3 sf · Cream cheese 125g · Dibera 200g · Ravina manitra, aneth · Persily · Voasarimakirana hanaingoana azy · Mofo 1 · Menaka oliva 2sf · Tongolo gasy hasiny 3

 Lire la suite...

Flan amin’ny mananasy

16/11/2020

Akora ilaina • Ronono mandry mamy 180g • “Caramel” 100g • Lafarinina 35g • Mananasy • Atody 4

 Lire la suite...

Sakafo

Akoho nasiana saosy sôkôla Akora ilaina

15/10/2020

Vovoka kanelina ½ sk · Vovoka jirofo ½ sk · Vovoka kotomila ½ sk · Sira 1 tsongo · Dibera na menaka 4 sf · Nofon’akoho 600g · Siramamymisy lavanila 1 sk · Sôkôla 30g · Sésame 2 sf · Tongologasy hasiny 2 · Rano 500ml · Ron’akoho 500ml · Tongolo be notetehina manify · Amande 5 sf · Voatabia 3 efa novoasana sy notetehina manify · Raisin sec 125ml · Sakaymaina 10 Fikarakarana azy

 

·         

1.      Tetehina efamira ny sakay rehefa avy nalona tao anaty rano mangotraka mandritra ny ora  iray

2.      Tsy ariana iny ranonandomana azy iny.

3.      Arotsaka ao  anaty “mixeur” avokoa ireo akora rehetra voatonona etsy amin’ny lisitra ankoatra ny rano, ny ron’akoho, ary ny sôkôla.

4.      Asiana kely amin’ilay rano nandomana sakay teo dia potserina hahazoana paty marihitra  tsara

5.      Hafaina ny dibera dia arotsaka  ao anatiny ao ny paty. Hafanainakelymandritra ny 2 minitra. Arotsaka tsikelikely ao aminy ao ny rano 500ml syny ron’akoho sady haroina tsy  mitsahatra.

6.      Arotsaka ny sôkôla

7.      Rehefa  mitsonika ny sokola dia vonona izay ny saosy. Tokony harihitra tsara toy ny crème izyio.

8.      Araraka eo ambonin’ilay akoho  notetehina efamira sy efa  nendasina

 

 

 

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo