Jejoo

Dans la même rubrique

Ovy amin’ny nofon-trondro sy fraomazy

26/10/2020

Akora ilaina · Ovy 800g novoasana sy notetehina efamira · Ronono 60ml · Sira sy dipoavatra · Menaka oliva 5 ml · Tongolo notetehina efamira · Karaoty 3 notetehina efamira · Selery tahony 3 notetehina efamira · Lafarinina 1 sf · Ronono 125ml · Ranona legioma 80ml · Nofon-trondro (saumon) 125g · Fraomazy cheddar efa nokikisana 1 tasy

 Lire la suite...

Mini cannelé Bordelais

23/10/2020

Akora ilaina · Sira 1 tsongo · Toaka 1 sf · Lavanila 1 sf · Dibera 50g · Siramamy 250g · Ronono ½ l · Atody 2 · Tamenak’atody 2 · Lafarinina 100g

 Lire la suite...

Vomanga amin’ny ron’akoho Akora ilaina

22/10/2020

Vomanga lehibe 2 (voasana sy tetehina boribory tsy matevina loatra) Karaoty lehibe 2 (voasana ary tetehina boribory toy ireo vomanga) Menaka oliva 2 sf Ranom-boasarimakirana 30ml Tamotamo 1 sk Sira ½ sk

 Lire la suite...

Cassoulet

19/10/2020

Akora ilaina (ho an’olona 6) · Kotileta na soron’ondry 800g · Tratran-kisoa 300g · Saosisy 400g · Gana amin’ny boaty 2 · Tsaramaso maina 1 kg · Tongolo be 3 · Tongolo gasy 3 · Voatabia 250g · Voatabia lehibe 2 · Chapelure 6 sf · Bouquet garni 1 · Persily tahony 2 · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Chouquette

16/10/2020

Akorailaina · Lafarinina 125g · Atody 3 na 4 · Sira 1 tsongo · Dibera 80g · Ronono 125g · Rano 125g

 Lire la suite...

Akoho nasiana saosy sôkôla Akora ilaina

15/10/2020

Vovoka kanelina ½ sk · Vovoka jirofo ½ sk · Vovoka kotomila ½ sk · Sira 1 tsongo · Dibera na menaka 4 sf · Nofon’akoho 600g · Siramamymisy lavanila 1 sk · Sôkôla 30g · Sésame 2 sf · Tongologasy hasiny 2 · Rano 500ml · Ron’akoho 500ml · Tongolo be notetehina manify · Amande 5 sf · Voatabia 3 efa novoasana sy notetehina manify · Raisin sec 125ml · Sakaymaina 10 Fikarakarana azy

 Lire la suite...

Mofo amin’ny amende Akora ilaina

12/10/2020

“Semoule” na lafarinina mangahazo 500g · Siramamy 125g · Dibera nalefahina 50g · Hanitra 120ml (voasarimakirana) · Sira 1 tsongo · Amande nopotehina manify 150g · Siramamy 3sf · Hanitra 2 sf · Vovoka kanelina ½ sk Ho an’ny sirop : · Siramamy 500g · Rano 500ml · Hanitra 1 sf · Voasarimakirana · Tantely 150g

 Lire la suite...

Sakafo

Cuisine : fisintonana ny ankizy ho tia ny sakafo rehetra

01/10/2020

Raha resaka sakafo dia misy ireo ankizy no tia manandrakandrana no sady mazoto ihinana sakafo mbola tsy hitany mihitsy. Maro koa nefa ireo tena mandà tsy ihinana tsotr’izao ary alohany vao fantany fa ilay legioma na

 

 

sakafo tsy tiany no any am-bavany. Ireto misy fomba ahafahana manome sakafo voalanjalanja ho azy ireo amin’ny endriny mahafatifaty satria tena miasa be ihany koa ny maso ho azy ireo, rehefa ihinana.

1.       Asiana endriny ny fanolorana ny sakafo. Atao maka endrika liona, voninkazo, masoandro, fiara na kodiarana.. ny tanjona dia izay handraisany azy ka hampidirany izany am-bava

2.       Afaka potserina miaraka dia atao lasopy ny legioma. Ampiarahina amin’ny fraomazy ary ovaina tsikelikely ny fangaro iray. Raha baranjely teo aloha dia soloina legioma hafa indray hatrany hatrany

3.       Raha efa ao amin’ny taonan’ilay afaka mandray zavatra sy mampiasa tanana izy dia asaina mikarakara sakafo miaraka aminao. Hafaliana ny ihinana izany rehefa avy eo.

Mofomamy amin’ny korzety sy sôkôla

Akora ilaina

·         Atody 4

·         Siramamy 2 vera

·         Lafarinina 2 vera

·         Dibera 125g ( natsonika)

·         Ronono 2 sf na crème fraiche

·         Sôkôla 1 fonosana efa natsonika

·         Siramamy misy hanitra lavanila 1 fonosana na tahona lavanila 1

·         Korzety 1kg efa novoasana sy notetehina madinika ary nandrahoina ary nopotserina halemy be

Fikarakarana azy

1.       Sarahina ny tamenak’atody sy tapotsiny

2.       Kapohina mitokana ny tapotsin’atody

3.       Afangaro ny atody, ny siramamy, ny dibera, ny ronono, ny lafarinina, ny tapotsin’atody efa voakapoka, ny sôkôla ary ny korzety nopotserina

4.       Asiana lavanila dia andrahoina amin’ny hafanana 180°C mandritra ny 35 minitra

 

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo