Jejoo

Dans la même rubrique

Ovy amin’ny nofon-trondro sy fraomazy

26/10/2020

Akora ilaina · Ovy 800g novoasana sy notetehina efamira · Ronono 60ml · Sira sy dipoavatra · Menaka oliva 5 ml · Tongolo notetehina efamira · Karaoty 3 notetehina efamira · Selery tahony 3 notetehina efamira · Lafarinina 1 sf · Ronono 125ml · Ranona legioma 80ml · Nofon-trondro (saumon) 125g · Fraomazy cheddar efa nokikisana 1 tasy

 Lire la suite...

Mini cannelé Bordelais

23/10/2020

Akora ilaina · Sira 1 tsongo · Toaka 1 sf · Lavanila 1 sf · Dibera 50g · Siramamy 250g · Ronono ½ l · Atody 2 · Tamenak’atody 2 · Lafarinina 100g

 Lire la suite...

Vomanga amin’ny ron’akoho Akora ilaina

22/10/2020

Vomanga lehibe 2 (voasana sy tetehina boribory tsy matevina loatra) Karaoty lehibe 2 (voasana ary tetehina boribory toy ireo vomanga) Menaka oliva 2 sf Ranom-boasarimakirana 30ml Tamotamo 1 sk Sira ½ sk

 Lire la suite...

Cassoulet

19/10/2020

Akora ilaina (ho an’olona 6) · Kotileta na soron’ondry 800g · Tratran-kisoa 300g · Saosisy 400g · Gana amin’ny boaty 2 · Tsaramaso maina 1 kg · Tongolo be 3 · Tongolo gasy 3 · Voatabia 250g · Voatabia lehibe 2 · Chapelure 6 sf · Bouquet garni 1 · Persily tahony 2 · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Chouquette

16/10/2020

Akorailaina · Lafarinina 125g · Atody 3 na 4 · Sira 1 tsongo · Dibera 80g · Ronono 125g · Rano 125g

 Lire la suite...

Akoho nasiana saosy sôkôla Akora ilaina

15/10/2020

Vovoka kanelina ½ sk · Vovoka jirofo ½ sk · Vovoka kotomila ½ sk · Sira 1 tsongo · Dibera na menaka 4 sf · Nofon’akoho 600g · Siramamymisy lavanila 1 sk · Sôkôla 30g · Sésame 2 sf · Tongologasy hasiny 2 · Rano 500ml · Ron’akoho 500ml · Tongolo be notetehina manify · Amande 5 sf · Voatabia 3 efa novoasana sy notetehina manify · Raisin sec 125ml · Sakaymaina 10 Fikarakarana azy

 Lire la suite...

Mofo amin’ny amende Akora ilaina

12/10/2020

“Semoule” na lafarinina mangahazo 500g · Siramamy 125g · Dibera nalefahina 50g · Hanitra 120ml (voasarimakirana) · Sira 1 tsongo · Amande nopotehina manify 150g · Siramamy 3sf · Hanitra 2 sf · Vovoka kanelina ½ sk Ho an’ny sirop : · Siramamy 500g · Rano 500ml · Hanitra 1 sf · Voasarimakirana · Tantely 150g

 Lire la suite...

Sakafo

Paty fanamboarana « tacos »

11/09/2020

Akora ilaina · Lafarinina 1kg 650 · Dobera 3 sf · Leviora 3 sk · Sira izay tiana · Rano 700g

 

 

 

Fanamboarana ny paty

1.       Araraka ao anaty vilia jobo lehibe ny lafarinina

2.       Asiana lavaka eo afovoany

3.       Araraka ao ny leviora

4.       Afangaro ireo vao tapohina rano

5.       Rehefa mahazo paty mitambatra tsara dia arotsaka ny dibera efa somary malemy

6.       Polesina mba hitambatra. Tsy tokony hisy hiraikitra amin’ny sisin’ny vilia nanamboarana azy

7.       Fonosina lamba mando dia avela hipetraka amin’ny toerana matimaty

Fotoana hamelàna ny paty hitombo “ temps de pause” : 30 minitra hatramin’ny ora 1

 

1.       Tapitra io fe-potoana io dia masahana kely amin’ny lapoaly ny paty efa nofisahina

2.       Karakaraina amin’izay ny fangaro rehetra tiana hanina miaraka aminy

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo