Jejoo

Dans la même rubrique

Ovy amin’ny nofon-trondro sy fraomazy

26/10/2020

Akora ilaina · Ovy 800g novoasana sy notetehina efamira · Ronono 60ml · Sira sy dipoavatra · Menaka oliva 5 ml · Tongolo notetehina efamira · Karaoty 3 notetehina efamira · Selery tahony 3 notetehina efamira · Lafarinina 1 sf · Ronono 125ml · Ranona legioma 80ml · Nofon-trondro (saumon) 125g · Fraomazy cheddar efa nokikisana 1 tasy

 Lire la suite...

Mini cannelé Bordelais

23/10/2020

Akora ilaina · Sira 1 tsongo · Toaka 1 sf · Lavanila 1 sf · Dibera 50g · Siramamy 250g · Ronono ½ l · Atody 2 · Tamenak’atody 2 · Lafarinina 100g

 Lire la suite...

Vomanga amin’ny ron’akoho Akora ilaina

22/10/2020

Vomanga lehibe 2 (voasana sy tetehina boribory tsy matevina loatra) Karaoty lehibe 2 (voasana ary tetehina boribory toy ireo vomanga) Menaka oliva 2 sf Ranom-boasarimakirana 30ml Tamotamo 1 sk Sira ½ sk

 Lire la suite...

Cassoulet

19/10/2020

Akora ilaina (ho an’olona 6) · Kotileta na soron’ondry 800g · Tratran-kisoa 300g · Saosisy 400g · Gana amin’ny boaty 2 · Tsaramaso maina 1 kg · Tongolo be 3 · Tongolo gasy 3 · Voatabia 250g · Voatabia lehibe 2 · Chapelure 6 sf · Bouquet garni 1 · Persily tahony 2 · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Chouquette

16/10/2020

Akorailaina · Lafarinina 125g · Atody 3 na 4 · Sira 1 tsongo · Dibera 80g · Ronono 125g · Rano 125g

 Lire la suite...

Akoho nasiana saosy sôkôla Akora ilaina

15/10/2020

Vovoka kanelina ½ sk · Vovoka jirofo ½ sk · Vovoka kotomila ½ sk · Sira 1 tsongo · Dibera na menaka 4 sf · Nofon’akoho 600g · Siramamymisy lavanila 1 sk · Sôkôla 30g · Sésame 2 sf · Tongologasy hasiny 2 · Rano 500ml · Ron’akoho 500ml · Tongolo be notetehina manify · Amande 5 sf · Voatabia 3 efa novoasana sy notetehina manify · Raisin sec 125ml · Sakaymaina 10 Fikarakarana azy

 Lire la suite...

Mofo amin’ny amende Akora ilaina

12/10/2020

“Semoule” na lafarinina mangahazo 500g · Siramamy 125g · Dibera nalefahina 50g · Hanitra 120ml (voasarimakirana) · Sira 1 tsongo · Amande nopotehina manify 150g · Siramamy 3sf · Hanitra 2 sf · Vovoka kanelina ½ sk Ho an’ny sirop : · Siramamy 500g · Rano 500ml · Hanitra 1 sf · Voasarimakirana · Tantely 150g

 Lire la suite...

Sakafo

Legioma amin’ny fraomazy

10/09/2020

Akora ilaina · Ovy lehibe 6 · Menaka izay ilaina · Tongolo be 2 · Karaoty lehibe 8 · Poarao lehibe 2 · Haricot vert 1 tanana · Atody 2 · Fraomazy 100g · Sira sy dipoavatra

 

 

 

Fikarakarana azy

1.     Voasana sy sasany ny ovy ary andrahoina ao anaty rano efa nasiana sira mandritra ny 30 minitra

2.     Zaraina roa ny ovy, potserina ilay tapany ilany ary lavahina ilay ambiny faharoa

3.     Diovina sy tetehina efamira ny legioma

4.     Afanaina ny menaka dia endasina ny tongolo efa notetehina manify

5.     Arotsaka miaraka aminy ao ny legioma ary avela hiketrika kely mandritra ny 7 minitra eo.

6.     Esorina eo ambony afo ary arotsaka ny atody, ny ovy efa nopotsehina, ny fraomazy efa voakiky ary afangaro tsara ireo. Asiana sira sy dipoavatra sy “muscade” kely.

7.     Rehefa vita ireo legioma ireo dia hamenoana ireo ovy noesorina ny tao anatiny.

8.     Fafazana fraomazy indray ny eo amboniny

9.     Ampidirina ao anaty lafaoro mandritra ny 20 minitra na endasina amin’ny lapoaly misarona ka ilay lafiny misy fraomazy no apetraka eo ambony lapoaly mba ho mendimendy.

 

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo