Jejoo

Dans la même rubrique

Ovy amin’ny nofon-trondro sy fraomazy

26/10/2020

Akora ilaina · Ovy 800g novoasana sy notetehina efamira · Ronono 60ml · Sira sy dipoavatra · Menaka oliva 5 ml · Tongolo notetehina efamira · Karaoty 3 notetehina efamira · Selery tahony 3 notetehina efamira · Lafarinina 1 sf · Ronono 125ml · Ranona legioma 80ml · Nofon-trondro (saumon) 125g · Fraomazy cheddar efa nokikisana 1 tasy

 Lire la suite...

Mini cannelé Bordelais

23/10/2020

Akora ilaina · Sira 1 tsongo · Toaka 1 sf · Lavanila 1 sf · Dibera 50g · Siramamy 250g · Ronono ½ l · Atody 2 · Tamenak’atody 2 · Lafarinina 100g

 Lire la suite...

Vomanga amin’ny ron’akoho Akora ilaina

22/10/2020

Vomanga lehibe 2 (voasana sy tetehina boribory tsy matevina loatra) Karaoty lehibe 2 (voasana ary tetehina boribory toy ireo vomanga) Menaka oliva 2 sf Ranom-boasarimakirana 30ml Tamotamo 1 sk Sira ½ sk

 Lire la suite...

Cassoulet

19/10/2020

Akora ilaina (ho an’olona 6) · Kotileta na soron’ondry 800g · Tratran-kisoa 300g · Saosisy 400g · Gana amin’ny boaty 2 · Tsaramaso maina 1 kg · Tongolo be 3 · Tongolo gasy 3 · Voatabia 250g · Voatabia lehibe 2 · Chapelure 6 sf · Bouquet garni 1 · Persily tahony 2 · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Chouquette

16/10/2020

Akorailaina · Lafarinina 125g · Atody 3 na 4 · Sira 1 tsongo · Dibera 80g · Ronono 125g · Rano 125g

 Lire la suite...

Akoho nasiana saosy sôkôla Akora ilaina

15/10/2020

Vovoka kanelina ½ sk · Vovoka jirofo ½ sk · Vovoka kotomila ½ sk · Sira 1 tsongo · Dibera na menaka 4 sf · Nofon’akoho 600g · Siramamymisy lavanila 1 sk · Sôkôla 30g · Sésame 2 sf · Tongologasy hasiny 2 · Rano 500ml · Ron’akoho 500ml · Tongolo be notetehina manify · Amande 5 sf · Voatabia 3 efa novoasana sy notetehina manify · Raisin sec 125ml · Sakaymaina 10 Fikarakarana azy

 Lire la suite...

Mofo amin’ny amende Akora ilaina

12/10/2020

“Semoule” na lafarinina mangahazo 500g · Siramamy 125g · Dibera nalefahina 50g · Hanitra 120ml (voasarimakirana) · Sira 1 tsongo · Amande nopotehina manify 150g · Siramamy 3sf · Hanitra 2 sf · Vovoka kanelina ½ sk Ho an’ny sirop : · Siramamy 500g · Rano 500ml · Hanitra 1 sf · Voasarimakirana · Tantely 150g

 Lire la suite...

Sakafo

Gâteau roulé

31/08/2020

Ity no « base » ho an’ny mofomamy miainga amin’ny “génoise” rehetra. Ho an’olona enina izy ity ary tokony lasitra ho an’olona enina ihany koa no ampiasaina mba ahazoana vokatra tsara.

 

 Eo amin’ny fomba fikapohana ny atody sy siramamy no mahatonga ity mofo ity hitombo na tsia koa mila kapohina mafy tsara tsy ankijanona izy raha te ahazo vokatra tsara raha toa ka tsy manana "batteur".  Raha hanamboarana "génoise roulé" kosa dia arakaraky ny haben'ny mofo tiana ho azo no hisafidianana ny lasitra ampiasaina.  Asiana "papier sulfurisé" hatrany ao ambaniny mba ahamora ny fanesorana azy tsy ho simba.

 

 

Akora ilaina

     Atody 4

     Siramamy 120g

     Lafarinina 120g

     Dibera 50g

 

Fomba fikarakarana azy

1.   Omano avokoa ny akora rehetra ilaina

2.   Hafanao eo amin’ny 180°C ny lafaoro

3.   Afangaro anaty vilia mahazaka hafanana ny siramamy sy atody ary kapohana ireo.

4.   Atao eo ambony vilany misy rano mamay sady kapohana ihany. Tsara kokoa raha apetraka ambony afo malefaka io vilany misy rano io.

5.   Tokony hitombo avo roa heny ny habetsak’io atody sy siramamy io vao hajanona ny fikapohana azy. Lasa fotsifotsy be ihany koa izy.

6.   Tatavanina eo amboniny eo ny lafarinina.

7.   Haroina tsara amin’ny “spatule”

8.   Asiana dibera ny lasitra dia araraka ao io paty io

9.   Ampidirina anaty lafaoro amin’izay ka andrasana eo amin’ny 30min eo.

10. Hamantarana na masaka na tsia ny mofo dia tsindromina amin’ny antsy eo afovoany ka rehefa tsy misy paty manaraka io antsy io dia vita izy izay.

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo