Jejoo

Dans la même rubrique

Terrine amin'ny akoho

28/09/2020

Akora ilaina Toton-kenan-kisoa sy henan'omby 400g Atin'akoho 250g Tongolo efa notetehina manify Persily Sira sy dipoavatra Atody 1 Biscotte 2 Pâte brisée (araka izay ilaina amin'ny lasitra ampiasaina)

 Lire la suite...

Fraomazy soja, tsara ho an’ny ankizy

14/09/2020

Manan-karena proteina avy amin’ny zava-maniry ny fraomazy vita amin’ny soja, ka azo ampifandimbiasina amin’ny trondro sy ny hena.

 Lire la suite...

Paty fanamboarana « tacos »

11/09/2020

Akora ilaina · Lafarinina 1kg 650 · Dobera 3 sf · Leviora 3 sk · Sira izay tiana · Rano 700g

 Lire la suite...

Legioma amin’ny fraomazy

10/09/2020

Akora ilaina · Ovy lehibe 6 · Menaka izay ilaina · Tongolo be 2 · Karaoty lehibe 8 · Poarao lehibe 2 · Haricot vert 1 tanana · Atody 2 · Fraomazy 100g · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

“Croquette de Chou-fleur”

07/09/2020

Azo hanina manta na masaka ny chou-fleur. Tsy very mihitsy ity legioma ity fa na ny raviny aza dia azo atao lasopy. Ilay tahony iny, raha tetehina manify dia ampiarahina amin’ny salady ka hanina amin’ny saosy somary masiatsiaka.

 Lire la suite...

Gâteau roulé

31/08/2020

Ity no « base » ho an’ny mofomamy miainga amin’ny “génoise” rehetra. Ho an’olona enina izy ity ary tokony lasitra ho an’olona enina ihany koa no ampiasaina mba ahazoana vokatra tsara.

 Lire la suite...

Mofomamy rosiana

28/08/2020

Akora ilaina • Sucre glace 70g • Vovoka amandy 70g • Lafarinina 25g • Ronono 40 sl • Tapotsin’atody 5 • Siramamy 20g Ho an’ny krema • Tamenak’atody 5 • Siramamy 150g • Rano 30 sl • Dibera 150g

 Lire la suite...

Sakafo

Crèpes amin'ny sôkôla

13/08/2020

Akora ilaina • Ronono 300ml • Dibera 40g • Lafarinina 125g • Vovoka kakaô 25g • Atody 3 • Sira 1 tsongo • Siramamy 20g • Pate à tartiner na totom-boanjo

 

 

 

 

 

Fanamboarana ny crèpe :

Afangaro anaty vilia jobo iray ny lafarinina, ny kakaô, ny sira sy ny siramamy. Arotsaka tsirairay ny atody ary ny dibera efa voatsonika. Araraka ao amin’izay ny ronono matimaty ary afangaro haingankaingana mba tsy hisy mitambaingana. Afanaina ny lapoaly dia asiana dibera kely tapaky ny sotrokely. Araraka ny paty, tsy atao matevina be nefa tsy manify loatra koa. Avadika ka rehefa masaka dia avela ho mendimendy kely. Velarina dia hosorana ilay “pate à tartiner”. Ahorongorona toy ny nem, rehefa vita izay.

 

 

Torohevitra

Rehefa hanina amin’ny antonony ny sôkôla dia betsaka tokoa ny zava-tsoa entiny ho an’ny fahasalamana. Ny sôkôla mainty no maivana ny tavy sy siramamy ao anatiny.

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo