Jejoo

Dans la même rubrique

Terrine amin'ny akoho

28/09/2020

Akora ilaina Toton-kenan-kisoa sy henan'omby 400g Atin'akoho 250g Tongolo efa notetehina manify Persily Sira sy dipoavatra Atody 1 Biscotte 2 Pâte brisée (araka izay ilaina amin'ny lasitra ampiasaina)

 Lire la suite...

Fraomazy soja, tsara ho an’ny ankizy

14/09/2020

Manan-karena proteina avy amin’ny zava-maniry ny fraomazy vita amin’ny soja, ka azo ampifandimbiasina amin’ny trondro sy ny hena.

 Lire la suite...

Paty fanamboarana « tacos »

11/09/2020

Akora ilaina · Lafarinina 1kg 650 · Dobera 3 sf · Leviora 3 sk · Sira izay tiana · Rano 700g

 Lire la suite...

Legioma amin’ny fraomazy

10/09/2020

Akora ilaina · Ovy lehibe 6 · Menaka izay ilaina · Tongolo be 2 · Karaoty lehibe 8 · Poarao lehibe 2 · Haricot vert 1 tanana · Atody 2 · Fraomazy 100g · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

“Croquette de Chou-fleur”

07/09/2020

Azo hanina manta na masaka ny chou-fleur. Tsy very mihitsy ity legioma ity fa na ny raviny aza dia azo atao lasopy. Ilay tahony iny, raha tetehina manify dia ampiarahina amin’ny salady ka hanina amin’ny saosy somary masiatsiaka.

 Lire la suite...

Gâteau roulé

31/08/2020

Ity no « base » ho an’ny mofomamy miainga amin’ny “génoise” rehetra. Ho an’olona enina izy ity ary tokony lasitra ho an’olona enina ihany koa no ampiasaina mba ahazoana vokatra tsara.

 Lire la suite...

Mofomamy rosiana

28/08/2020

Akora ilaina • Sucre glace 70g • Vovoka amandy 70g • Lafarinina 25g • Ronono 40 sl • Tapotsin’atody 5 • Siramamy 20g Ho an’ny krema • Tamenak’atody 5 • Siramamy 150g • Rano 30 sl • Dibera 150g

 Lire la suite...

Sakafo

Salady amin’ny crème sy radis

03/07/2020

Akora ilaina : · Crème fraiche 1/3 kaopy · Salady tsara tarehy 1 · Tongolo maitso 2 · Radis 4 · Sira sy dipoavatra

 

 

 

 

 

Fikarakarana :

1.      Kapohina ao anaty lovia jobo lehibe ny crème.

2.      Rehefa mivadika ho toy ny “mousse”, dia asiana sira sy dipoavatra.

3.      Tetehina madinika ny salady efa voadio tsara, dia alefa ao anatin’ilay lovia jobo lehibe nisy ilay crème teo.

4.      Hatao  ao ihany koa ny tongolo maitso voatetika madinika sy ny radis notetehina manify.

5.      Azo hahitsy ny sira sy ny dipoavatra, raha ilaina.

6.       Eo anelanelan’ny sakafo sy ny tsindrin-tsakafo no hihinanana ity salady ity.

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo