Jejoo

Dans la même rubrique

Crèpes amin'ny sôkôla

13/08/2020

Akora ilaina • Ronono 300ml • Dibera 40g • Lafarinina 125g • Vovoka kakaô 25g • Atody 3 • Sira 1 tsongo • Siramamy 20g • Pate à tartiner na totom-boanjo

 Lire la suite...

Salady amin’ny crème sy radis

03/07/2020

Akora ilaina : · Crème fraiche 1/3 kaopy · Salady tsara tarehy 1 · Tongolo maitso 2 · Radis 4 · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Atody atao salady na sushi 1. Salady atody

02/07/2020

Akora ilaina · Atody 2 · Salady 1 · Voatabia 1 · Oliva mainty · Crème fraiche 1 sotrokely · Sesame 1 sf

 Lire la suite...

Tarte amin’ny korzety, tsy mampatavy

24/06/2020

Akora ilaina · Korzety 2 · Muscade voakiky ½ sk · Semoule 20g · Atody 2 · Crème tsy matavy (4%) 100 g · Fraomazy parmesan voakiky 30 g · Sira 1 tsongo · Dipoavatra 1 tsongo

 Lire la suite...

Cake amin’ny voana korzety sy voanio ary zavoka

22/06/2020

Akora ilaina · Lafarinina 1 ¾ tasy · Karibonetra na lalivay ½ sk · Sira ¼ · Vovoka muscade ¼ ( tsy voatery ho asiana) · Voanio voakiky ½ tasy na tavim-boanio · Korzety 2 · Zavoka 1 masaka tsara · Siramamy ½ tasy · Atody 2 · Ronono 4 sf · Hodim-boasarimakirana ½ voakiky

 Lire la suite...

Madeleine à la liqueur

19/06/2020

Akora ilaina · Lafarinina 250g · Siramamy 4 sf ( na araka izay tiana) · Dibera 120 g · Lalivay 1 fonosana · Atody 4 · Liqueur (izay tiana) 3 sf · Fleur de sel ( afaka tsy asiana)

 Lire la suite...

Rambon’omby sy legioma

15/06/2020

Akora ilaina · Rambon’omby 1.5kg · Lardon 100g ( tsy voatery ho asiana) · Tongolo be 1 · Karaoty 2 · Ovy 2 · Tongolo gasy hasiny 2 lehibe · Selery 150g · Voatabia izay tiana · Siramamy 1 sotrokely · Sira sy dipoavatra · Dità · Hodim-boasary · Divay mena 1 vera · Kioba manome tsiro henan’omby · Lafarinina 3 sf · Menaka olive na menaka tsotra

 Lire la suite...

Sakafo

Ile flottante

29/06/2020

Akora ilaina · Atody 6 · Ronono ½ litatra · Siramamy 170g + 50g ho an’ny caramel · Tahona lavanila 1 · Sira iray tsongo

 

 

 

Fikarakarana azy

1.      Sarahina ny tamenany sy ny tapotsiny amin’ny atody.

2.      Kapohina hiakatra ho fotsy tsara ny tapotsin’atody             ary asiana sira iray tsongo.

3.      Araraka ao anatiny ao avy eo ny siramamy 70g.

4.      Hafanaina ny ronono, fa tsy atao mangotraka.

5.      Rehefa vita dia alefa ao anatiny ao ny lavanila efa nosasahina roa.

6.      Maka amin’ilay tapotsin’atody nokapohina teo, atao iray sotro ohatra, dia arotsaka moramora ao anatin’ilay ronono.

7.      Avela ho masaka mandritra ny 2 mn, avadika dia esorina ary apetraka eo ambony taratasy mitroka rano.

8.      Kapohina koa ny tamenak’atody sy ny ambina siramamy, ka rehefa fotsy sy mandroatra tsara izay vao ajanona.

9.      Afangaro amin’ilay ronono teo dia esorina ny tahona lavanila sady kapohina mafimafy.

10.  Tsy tokony hangotraka mihitsy ny ronono fa afanaina amin’ny afo malefaka fotsiny, sady aroina tsy miato mba harihitra ny krema

11.  Rehefa marihitra tsara dia alefa ao anaty vilia jobo.

12.  Ny ambina siramamy no anaovana caramel. Tsy tapohina rano akory.

13.  Atao ao anaty vilia amin’izay dia asiana ravina solila kely rehefa mandroso azy, na tahona lavanila.

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo