Jejoo

Dans la même rubrique

Crèpes amin'ny sôkôla

13/08/2020

Akora ilaina • Ronono 300ml • Dibera 40g • Lafarinina 125g • Vovoka kakaô 25g • Atody 3 • Sira 1 tsongo • Siramamy 20g • Pate à tartiner na totom-boanjo

 Lire la suite...

Salady amin’ny crème sy radis

03/07/2020

Akora ilaina : · Crème fraiche 1/3 kaopy · Salady tsara tarehy 1 · Tongolo maitso 2 · Radis 4 · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Atody atao salady na sushi 1. Salady atody

02/07/2020

Akora ilaina · Atody 2 · Salady 1 · Voatabia 1 · Oliva mainty · Crème fraiche 1 sotrokely · Sesame 1 sf

 Lire la suite...

Ile flottante

29/06/2020

Akora ilaina · Atody 6 · Ronono ½ litatra · Siramamy 170g + 50g ho an’ny caramel · Tahona lavanila 1 · Sira iray tsongo

 Lire la suite...

Cake amin’ny voana korzety sy voanio ary zavoka

22/06/2020

Akora ilaina · Lafarinina 1 ¾ tasy · Karibonetra na lalivay ½ sk · Sira ¼ · Vovoka muscade ¼ ( tsy voatery ho asiana) · Voanio voakiky ½ tasy na tavim-boanio · Korzety 2 · Zavoka 1 masaka tsara · Siramamy ½ tasy · Atody 2 · Ronono 4 sf · Hodim-boasarimakirana ½ voakiky

 Lire la suite...

Madeleine à la liqueur

19/06/2020

Akora ilaina · Lafarinina 250g · Siramamy 4 sf ( na araka izay tiana) · Dibera 120 g · Lalivay 1 fonosana · Atody 4 · Liqueur (izay tiana) 3 sf · Fleur de sel ( afaka tsy asiana)

 Lire la suite...

Rambon’omby sy legioma

15/06/2020

Akora ilaina · Rambon’omby 1.5kg · Lardon 100g ( tsy voatery ho asiana) · Tongolo be 1 · Karaoty 2 · Ovy 2 · Tongolo gasy hasiny 2 lehibe · Selery 150g · Voatabia izay tiana · Siramamy 1 sotrokely · Sira sy dipoavatra · Dità · Hodim-boasary · Divay mena 1 vera · Kioba manome tsiro henan’omby · Lafarinina 3 sf · Menaka olive na menaka tsotra

 Lire la suite...

Sakafo

Tarte amin’ny korzety, tsy mampatavy

24/06/2020

Akora ilaina · Korzety 2 · Muscade voakiky ½ sk · Semoule 20g · Atody 2 · Crème tsy matavy (4%) 100 g · Fraomazy parmesan voakiky 30 g · Sira 1 tsongo · Dipoavatra 1 tsongo

 

 

 

Fikarakarana

Afanaina ny lafaoro, hatao 200°.

Tetehina efamira madinika ny korzety efa voasasa sy voafafa tsara.

Ampangotrahina ny rano 25 santilitatra dia asiana sira, dipoavatra ary muscade.

Arotsaka ao ny korzety rehefa mangotraka nyrano dia avela hiketrika 2 minitra ao.

Arotsaka ao koa ny semoule avy eo. Tsy hatao indray mandraraka fa hatao tsikelikely. Aroina tsara mandritra ny 1 minitra eo.

Vonoina ny afo.

Kapohina ao anaty lovia jobo ny atody sy ny crème ary ny fraomazy. Asiana sira sy dipoavatra kely. Arotsaka ao aminy ny fangaro korzety teo dia afindra amin’ny lasitra fanaovana tarte na quiche. Andrahoina ao anaty lafaoro mafana mandritra ny30 minitra.

Azo hohanina mafana na mangatsiaka.

Mety tsara ho an’ny olona manao reequilibrage alimentaire.

Isaorana  Ramatoa Holy nanolotra ny nahandro anio.

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo