Jejoo

Dans la même rubrique

Crèpes amin'ny sôkôla

13/08/2020

Akora ilaina • Ronono 300ml • Dibera 40g • Lafarinina 125g • Vovoka kakaô 25g • Atody 3 • Sira 1 tsongo • Siramamy 20g • Pate à tartiner na totom-boanjo

 Lire la suite...

Salady amin’ny crème sy radis

03/07/2020

Akora ilaina : · Crème fraiche 1/3 kaopy · Salady tsara tarehy 1 · Tongolo maitso 2 · Radis 4 · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Atody atao salady na sushi 1. Salady atody

02/07/2020

Akora ilaina · Atody 2 · Salady 1 · Voatabia 1 · Oliva mainty · Crème fraiche 1 sotrokely · Sesame 1 sf

 Lire la suite...

Ile flottante

29/06/2020

Akora ilaina · Atody 6 · Ronono ½ litatra · Siramamy 170g + 50g ho an’ny caramel · Tahona lavanila 1 · Sira iray tsongo

 Lire la suite...

Tarte amin’ny korzety, tsy mampatavy

24/06/2020

Akora ilaina · Korzety 2 · Muscade voakiky ½ sk · Semoule 20g · Atody 2 · Crème tsy matavy (4%) 100 g · Fraomazy parmesan voakiky 30 g · Sira 1 tsongo · Dipoavatra 1 tsongo

 Lire la suite...

Madeleine à la liqueur

19/06/2020

Akora ilaina · Lafarinina 250g · Siramamy 4 sf ( na araka izay tiana) · Dibera 120 g · Lalivay 1 fonosana · Atody 4 · Liqueur (izay tiana) 3 sf · Fleur de sel ( afaka tsy asiana)

 Lire la suite...

Rambon’omby sy legioma

15/06/2020

Akora ilaina · Rambon’omby 1.5kg · Lardon 100g ( tsy voatery ho asiana) · Tongolo be 1 · Karaoty 2 · Ovy 2 · Tongolo gasy hasiny 2 lehibe · Selery 150g · Voatabia izay tiana · Siramamy 1 sotrokely · Sira sy dipoavatra · Dità · Hodim-boasary · Divay mena 1 vera · Kioba manome tsiro henan’omby · Lafarinina 3 sf · Menaka olive na menaka tsotra

 Lire la suite...

Sakafo

Cake amin’ny voana korzety sy voanio ary zavoka

22/06/2020

Akora ilaina · Lafarinina 1 ¾ tasy · Karibonetra na lalivay ½ sk · Sira ¼ · Vovoka muscade ¼ ( tsy voatery ho asiana) · Voanio voakiky ½ tasy na tavim-boanio · Korzety 2 · Zavoka 1 masaka tsara · Siramamy ½ tasy · Atody 2 · Ronono 4 sf · Hodim-boasarimakirana ½ voakiky

 

 

Haingony:

·         Siramamy ¼ tasy

·         Tavim-boanio 2 sf

·         Voanio voakiky 1/3 tasy

·         Grains de sesame 2 sf

Fomba fikarakarana azy

1.       Afangaro miaraka ny lafarinina, ny lalivay, ny sira sy ireo hanitra

2.       Maka vilia jobo iray hafa kosa dia afangaro ao ny siramamy sy ny zavoka, atambatra miaraka aminy tsirairay ny atody ary haroina mba hifangaro

3.       Kikisana ny korazety ary tsihifina mba hiala ny ranony

4.       Asiana lavaka eo afovoan’ilay fangaro zavoka nokarakaraina teo dia arotsaka eo afovoany eo ilay korzety sy ny odim-boasarimakirana voakiky. Afangaro ireo mba ho mando ny paty

5.       Asiana menaka sy taratasy fahandro ny lasitra

6.       Araraka ao anatiny ao ny paty efa voakarakara

7.       Hafanaina eo amin’ny 180°C ny lafaoro

Karakaraina ny haingony:

1.       Afangaro ny siramamy, ny menaka voanio, ny nofom-boanio voakiky, ny sesame ary apetraka eo ambonin’ilay cake

2.       Araraka eo ambonin’ilay paty teo ireo

3.       Ampidirina ao anaty lafaoro ary andrahoina mandritra ny ora iray eo amin’ny hafanana 180°C

4.       Andramana ny fahamahasahany, aorian’io fotoana io. Tsindromina amin’ny antsy ka raha tsy misy paty manaraka dia masaka izy izay.

5.       Raha toa ka mbola manta ny any anatiny dia ametrahana papier aluminium eo ambonin’ilay paty mba tsy ho may ary tohizana ihany ny fandrahoana azy.

6.       Avela hangatsiaka tanteraka vao hanina miaraka amin’ny dité mafana

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo