Jejoo

Dans la même rubrique

Godrogodro amin'ny voanio

14/08/2020

Akora ilaina • Voanio 1 na tavim-boanio 50sl • Kobam-bary 1kg na 4 kapaoka • Siramamy1/2kg • Rano 8 kapoaka • Hanitra izay tiana Akora ho an’ny caramel • Siramamy 4sf

 Lire la suite...

Crèpes amin'ny sôkôla

13/08/2020

Akora ilaina • Ronono 300ml • Dibera 40g • Lafarinina 125g • Vovoka kakaô 25g • Atody 3 • Sira 1 tsongo • Siramamy 20g • Pate à tartiner na totom-boanjo

 Lire la suite...

Salady amin’ny crème sy radis

03/07/2020

Akora ilaina : · Crème fraiche 1/3 kaopy · Salady tsara tarehy 1 · Tongolo maitso 2 · Radis 4 · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Atody atao salady na sushi 1. Salady atody

02/07/2020

Akora ilaina · Atody 2 · Salady 1 · Voatabia 1 · Oliva mainty · Crème fraiche 1 sotrokely · Sesame 1 sf

 Lire la suite...

Ile flottante

29/06/2020

Akora ilaina · Atody 6 · Ronono ½ litatra · Siramamy 170g + 50g ho an’ny caramel · Tahona lavanila 1 · Sira iray tsongo

 Lire la suite...

Tarte amin’ny korzety, tsy mampatavy

24/06/2020

Akora ilaina · Korzety 2 · Muscade voakiky ½ sk · Semoule 20g · Atody 2 · Crème tsy matavy (4%) 100 g · Fraomazy parmesan voakiky 30 g · Sira 1 tsongo · Dipoavatra 1 tsongo

 Lire la suite...

Cake amin’ny voana korzety sy voanio ary zavoka

22/06/2020

Akora ilaina · Lafarinina 1 ¾ tasy · Karibonetra na lalivay ½ sk · Sira ¼ · Vovoka muscade ¼ ( tsy voatery ho asiana) · Voanio voakiky ½ tasy na tavim-boanio · Korzety 2 · Zavoka 1 masaka tsara · Siramamy ½ tasy · Atody 2 · Ronono 4 sf · Hodim-boasarimakirana ½ voakiky

 Lire la suite...

Sakafo

Rambon’omby sy legioma

15/06/2020

Akora ilaina · Rambon’omby 1.5kg · Lardon 100g ( tsy voatery ho asiana) · Tongolo be 1 · Karaoty 2 · Ovy 2 · Tongolo gasy hasiny 2 lehibe · Selery 150g · Voatabia izay tiana · Siramamy 1 sotrokely · Sira sy dipoavatra · Dità · Hodim-boasary · Divay mena 1 vera · Kioba manome tsiro henan’omby · Lafarinina 3 sf · Menaka olive na menaka tsotra

 

 

 

 

 

Fomba fanaovana azy

 

1.       Hafanaina eo amin’ny 220°C ny lafaoro.

2.       Voasana ny tongolo ary potserina ny tongolo gasy.

3.       Tetehina efa-mira ny legioma rehetra.

4.       Atao ao anaty vilia ny lafarina roa sotro, ampandalovina ao anatiny ao ny rambon’omby.

5.       Hafanaina ny menaka ary endasina kely ao ireo rambon’omby.

6.       Rehefa mendy tsara ireo hena dia esorina ary ampiana menaka kely aloha ilay vilany nanendasana azy teo.

7.       Endasina kely ao ireo tongolo sy ireo lardons.

8.       Rehefa mendimendy tsara dia arotsaka ny legioma sy ny tongolo gasy.

9.       Asio sira sy dipoavatra ary araraho ao ny ambina lafarinina.

10.   Afangaro tsara ary ampiana ilay divay.

11.   Arotsaka ny voatabia sy ny rony, ny hodi-boasary ary ny dità.

12.   Saronana dia ketrehina ora 3ora sy sasany.

13.   Aroina matetika.

14.   Aroso miaraka amin’ny vary

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo