Jejoo

Dans la même rubrique

Godrogodro amin'ny voanio

14/08/2020

Akora ilaina • Voanio 1 na tavim-boanio 50sl • Kobam-bary 1kg na 4 kapaoka • Siramamy1/2kg • Rano 8 kapoaka • Hanitra izay tiana Akora ho an’ny caramel • Siramamy 4sf

 Lire la suite...

Crèpes amin'ny sôkôla

13/08/2020

Akora ilaina • Ronono 300ml • Dibera 40g • Lafarinina 125g • Vovoka kakaô 25g • Atody 3 • Sira 1 tsongo • Siramamy 20g • Pate à tartiner na totom-boanjo

 Lire la suite...

Salady amin’ny crème sy radis

03/07/2020

Akora ilaina : · Crème fraiche 1/3 kaopy · Salady tsara tarehy 1 · Tongolo maitso 2 · Radis 4 · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Atody atao salady na sushi 1. Salady atody

02/07/2020

Akora ilaina · Atody 2 · Salady 1 · Voatabia 1 · Oliva mainty · Crème fraiche 1 sotrokely · Sesame 1 sf

 Lire la suite...

Ile flottante

29/06/2020

Akora ilaina · Atody 6 · Ronono ½ litatra · Siramamy 170g + 50g ho an’ny caramel · Tahona lavanila 1 · Sira iray tsongo

 Lire la suite...

Tarte amin’ny korzety, tsy mampatavy

24/06/2020

Akora ilaina · Korzety 2 · Muscade voakiky ½ sk · Semoule 20g · Atody 2 · Crème tsy matavy (4%) 100 g · Fraomazy parmesan voakiky 30 g · Sira 1 tsongo · Dipoavatra 1 tsongo

 Lire la suite...

Cake amin’ny voana korzety sy voanio ary zavoka

22/06/2020

Akora ilaina · Lafarinina 1 ¾ tasy · Karibonetra na lalivay ½ sk · Sira ¼ · Vovoka muscade ¼ ( tsy voatery ho asiana) · Voanio voakiky ½ tasy na tavim-boanio · Korzety 2 · Zavoka 1 masaka tsara · Siramamy ½ tasy · Atody 2 · Ronono 4 sf · Hodim-boasarimakirana ½ voakiky

 Lire la suite...

Sakafo

Mofomamy vita amin’ny vomanga

11/06/2020

Akora ilaina · Vomanga 1kg · Siramamy menamena ¼ kg · Lafarina 2sf · Dibera 200g · Atody lehibe 4 · Lavanila tahony 1 · Rhum 4 sf

 

 

 

Fikarakarana azy

1.      Andrahoina miaraka amin’ny hodiny aloha ny vomanga

2.      Tsy atao be rano rehefa mahandro azy mba tsy ho potika

3.      Rehefa masaka dia voasana ary potsehina

4.      Mandritra izany fotoana izany dia hafanaina ny lafaoro

5.      Afangaro amin’ireo akora rehetra voalaza etsy amin’ny lisitra

6.      Araraka ao anaty lasitra efa nasiana menaka sy nofafazana lafarinina kely ny paty efa vita

7.      Andrahoina ao anaty lafaoro eo amin’ny hafanana 160°C mandritra ny 45 minitra eo

8.      Jerijerena matetika ny eo amboniny sao mbola tsy masaka dia ampiana ny fotoana andrahoana azy

9.      Avela ho mendimendy tsara ny eo amboniny

10.  Hanina mafana

 

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo