Jejoo

Dans la même rubrique

Atody atao salady na sushi 1. Salady atody

02/07/2020

Akora ilaina · Atody 2 · Salady 1 · Voatabia 1 · Oliva mainty · Crème fraiche 1 sotrokely · Sesame 1 sf

 Lire la suite...

Ile flottante

29/06/2020

Akora ilaina · Atody 6 · Ronono ½ litatra · Siramamy 170g + 50g ho an’ny caramel · Tahona lavanila 1 · Sira iray tsongo

 Lire la suite...

Tarte amin’ny korzety, tsy mampatavy

24/06/2020

Akora ilaina · Korzety 2 · Muscade voakiky ½ sk · Semoule 20g · Atody 2 · Crème tsy matavy (4%) 100 g · Fraomazy parmesan voakiky 30 g · Sira 1 tsongo · Dipoavatra 1 tsongo

 Lire la suite...

Cake amin’ny voana korzety sy voanio ary zavoka

22/06/2020

Akora ilaina · Lafarinina 1 ¾ tasy · Karibonetra na lalivay ½ sk · Sira ¼ · Vovoka muscade ¼ ( tsy voatery ho asiana) · Voanio voakiky ½ tasy na tavim-boanio · Korzety 2 · Zavoka 1 masaka tsara · Siramamy ½ tasy · Atody 2 · Ronono 4 sf · Hodim-boasarimakirana ½ voakiky

 Lire la suite...

Madeleine à la liqueur

19/06/2020

Akora ilaina · Lafarinina 250g · Siramamy 4 sf ( na araka izay tiana) · Dibera 120 g · Lalivay 1 fonosana · Atody 4 · Liqueur (izay tiana) 3 sf · Fleur de sel ( afaka tsy asiana)

 Lire la suite...

Rambon’omby sy legioma

15/06/2020

Akora ilaina · Rambon’omby 1.5kg · Lardon 100g ( tsy voatery ho asiana) · Tongolo be 1 · Karaoty 2 · Ovy 2 · Tongolo gasy hasiny 2 lehibe · Selery 150g · Voatabia izay tiana · Siramamy 1 sotrokely · Sira sy dipoavatra · Dità · Hodim-boasary · Divay mena 1 vera · Kioba manome tsiro henan’omby · Lafarinina 3 sf · Menaka olive na menaka tsotra

 Lire la suite...

Mofomamy vita amin’ny vomanga

11/06/2020

Akora ilaina · Vomanga 1kg · Siramamy menamena ¼ kg · Lafarina 2sf · Dibera 200g · Atody lehibe 4 · Lavanila tahony 1 · Rhum 4 sf

 Lire la suite...

Sakafo

Omelette amin'ny jambon

15/05/2020

Maro ny fomba afaka hikarakarana ny « omelette ». Iray amin’izany fotsiny ity entina aminao anio ity: Ireto avy ireo akora ilaina:

 

 

 

 

 

     Atody 2

 

     Tetika jambon 2

 

     Olatra

 

     Parsily

 

     C reme fraiche 2 sf

 

     Tongolo gasy hasiny 2

 

     Dibera 20g

 

     Fraomazy 100g

 

     Sira sy dipoavatra

 

 

Fomba fikarakarana azy

 

 

1.   Voasana sy tetehina manify ny olatra

 

2.   Atao toa izay koa ny tongolo gasy sy ny persily

 

3.   Tetehina lavalava ny jambon. Eo amin’ny 2sm eo no atao habeny

 

4.   Atsonika ny dibera n any menaka

 

5.   Endasina ireo hanitra rehetra

 

6.   Kapohina ny atody ary asiana sira sy dipoavatra

 

7.   Araraka miaraka amin’ireo ny crème fraiche

 

8.   Arotsaka ao anatin’io atody io ireo ravina sy hanitra nendasina teo

 

9.   Velarina ao anaty lapoaly ny jambon, asiana elanelana.

 

10. Araraka eo amboniny avy eo ny atody

 

11. Rehefa masaka ny ao ambaniny dia esorina

 

12. Asiana fraomazy ao anatiny  ary ahorongorona toy ny tsihy

 

 

 

 

Torohevitra: malalaka ny fahafahana manova ny akora ampiarahina amin’ny atody. Afaka asiana voatabia, azo soloina korzety notetehina tena manify ilay jambon.

 

 

Rinahsoa

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo