Jejoo

Dans la m麥e rubrique

Fetin地y fahaleovantena 2020 : Tsy azon地y rehetra hatrehina

28/05/2020

Hiavaka tsy toy ny isan-taona ny fankalazan地y Malagasy ny fetim-pirenena amin段ty taona ity noho ny fisian地y valanaretina covid-19 eto amintsika. Raha eny amin地y kianjaben段 Mahamasina hatrany mantsy no mahazatra hankalazana izany lanonana izany isan-taona,

 Lire la suite...

ALAOTRA MANGORO Mpamboly vary miisa 4 000 taraiky any amin地y faritra hafa

28/05/2020

Mpamboly vary miisa 4 000 avy any amin地y faritra Alaotra mangoro no miparitaka manerana ny Nosy amin段zao fotoana izao. Manao asa any amin地y faritra hafa ny ankamaroan段zy ireo, ary mihitsoka any amin段zay toerana misy azy avokoa raha tokony hampiaka-bokatra any Alaotra amin段zao fotoana izao,

 Lire la suite...

Alika mpitsongo dia : Nahazo fitaovana vaovao

28/05/2020

Fitaovam-piofanana feno sy ォ panneaux solaire サ miisa 4 no natolotra ireo alika mpitsongo dia miisa 29 izay tantanin段reo Matres-chiens miisa 30 mandrafitra ny CRFDC omaly alarobia 27 Mey.

 Lire la suite...

Aviation Civile de Madagascar Nodimandry i James Andrianalisoa

26/05/2020

Nodimandry tany Paris ny alakamisy lasa teo i James Andrianalisoa, araka ny tatitra nataon地y fianakaviany. Fantatra teo amin地y tontolon地y fitaterana an檀abakabaka raha i James Andrianalisoa ary nanana traikefa iraisam-pirenena momba izany tanteraka.

 Lire la suite...

ANDROHIBE ANTSAHADINTA Olona 29 tratra niditra an-tsokosoko avy any Ambatolampy

26/05/2020

Lehilahy miisa 29 avy any Ambatolampy no tratra niditra an-tsokosoko tao Androhibe Antsahadinta omaly. Natao fanadihadiana tao amin'ny kaominina Androhibe Antsahadinta avy hatrany izy ireo niaraka tamin'ireo zandary avy any Fenoarivo.

 Lire la suite...

VATSIM-PIANARANA - ONIVERSITE : Voaloa ny ambiny rehetra

26/05/2020

Naloha tamin地y faran地y herinandro teo avokoa ny vatsim-pianarana faramparany ho an段reo mpianatra manovo fahalalana eny amin地y oniversite-n但ntananarivo.

 Lire la suite...

Fampianarana eny amin`ny anjerimanontolo Ho atao ォ en ligne サ

26/05/2020

Tsy maintsy hatao ォ en ligne ny fanohizana ny fampianarana eny amin`ny anjerimanontolo raha ny fanapahan-kevitra tapaka tao anatin地y fivorian地y COPRIES.

 Lire la suite...

Actualit駸

Sambava Misy mpianatra mihitsoka an-dalana

31/03/2020

Tao anaty ranomaso no nitalahoan段reo solontenan地y Ray aman-drenin地y mpianatry ny SESAME avy any Antananarivo izay tavela ao anaty alan段 Makoromotra, 80 Km tsy hidirana an段 Voh駑ar noho ny haratsin地y lalana.

 Mihitsoka fa tsy afaka nanohy ny dia mantsy ny fiara Sprinter nitondra azy ireo avy any Antananarivo, izay niainga ny alahady 22 Martsa lasa teo, hanatitra ireo mpianatra. Ny zava-misy anefa hoy ireo Ray aman-dreny dia mihidy avokoa ny sisintany miditra ny faritra SAVA. Milaza ho nahita fiara 4X4 iray vonona handeha hanavotra ireo mpianatra ireo ny Ray aman-drenin’izy ireo saingy midangana ny saran-dalana ; 100.000 ariary isan’olona vao afaka mandeha raha toa ka misokatra ny lalana. Sahiran-tsaina arak’izany ireo Ray aman-drenin’ireo mpianatra ireo ny amin’ny sakafo sy fahasalaman’ireo zanany satria dia faritra be moka rahateo iny Maromokatra iny. Mpianatra miisa 17, miampy mpanabe 1 sy mpamily 2 izy ireo no tavela ao amin’ilay toerana 14Km tsy ahatongavana ny tananan’i Maromokatra, amin’ny lalam-pirenena fahadimy iny. Manao antso vonjy arak’izany izy ny amin’ny mba hampodiana ireo mpianatra taraiky ireo fa tena mitebiteby tanteraka. Vonona hanaiky ny fandaminana izahay, hoy ireo Ray aman-drenin’ireo mpianatra taraiky ireo, na hatoka-ponenana aza ireo zanany rehefa tonga.

Lalaina Rav

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo