Jejoo

Dans la même rubrique

FILATEX Nanolotra « Masque oxygène à haute concentration » 500 isa

29/09/2020

Tonga nanolotra fanampiana hanatevenana ny ady amin’ny « Covid-19 » teny amin’ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka ny avy eo anivon’ny « Groupe FILATEX » omaly alatsinainy.

 Lire la suite...

Ady amin’ny Covid-19 Nahazo fanampiana ireo voafonja

21/09/2020

Manoloana ny ady atao amin’ny valan'aretina Covid-19 eny anivon’ny tontolon’ny fonja dia tonga nitondra ny anjara biriky tamin’ny fanampiana indray ny iray amin’ireo mpanohana ny Ministeran’ny Fitsarana. Kojakoja ilaina amin’ny andavanandro toy ny savony,

 Lire la suite...

Covid-19 6 no lavo tao anatin’ny 2 andro

21/09/2020

Olona 6 indray no namoy ny ainy ny faran’ny herinandro teo raha ny tarehimarika nentin’ny Profesora VOLOLONTIANA Hanta.

 Lire la suite...

Covid-19 eto Madagasikara 02 no namoy ny ainy, 88 ny tranga vaovao tao anatin’ny 2 andro

14/09/2020

Toy izao indray ny fivoaran’ny valan’aretina Covid-19 teto Madagasikara raha ny tatitra nentin’ny Profesora VOLOLONTIANA Hanta ny sabotsy sy omaly alahady.

 Lire la suite...

Roseliane, Tence Mena, Rija Rasolondraibe… Nakorontan’ny Covid-19 ny fiainany

10/09/2020

Hatramin’ny volana jolay lasa teo dia tsy matahotra intsony ny amin’ny mety ahazoana ny tsimokaretina Coronavirus ny ankamaroan’ny olona,

 Lire la suite...

Coronavirus Niteraka olana ara-tsaina sy ara-pitiavana ho an’ny tanora

08/09/2020

Ny tsy fahampiam-bola no olana fototry ny tanora nanomboka tamin’ny fisian’ny valan’aretina COVID-19. Ny 70,1%-n’ ny tanora no naneho io tsy fahampiam-bola io ho olana fototra vokatry ny Covid-19

 Lire la suite...

Covid-19 eto amintsika 33 ny tranga vaovao, 2 no maty

08/09/2020

Toy izao indray ny fivoaran’ny valan’aretina Covid-19 eto Madagasikara raha ny tatitra nentin’ny Profesora VOLOLONTIANA Hanta omaly. Olona 2 no lavon'ny tsimok'aretina Covid-19, ny 1

 Lire la suite...

Coronavirus

Fandaharana avy any amin'ny C.C.O Covid-19 : Tsy maintsy alefan'ny haino amanjery rehetra

25/03/2020

Tsy maintsy mandefa ilay fandaharana mivantana avy eny amin’ny Centre de Commandement Operationnel Covid19 avokoa ireo haino aman-jery tsy ankavanaka rehetra.

 

Tsy amin'ny 12ora ka hatramin’ny 02 ora ihany fa isaky ny misy vaovao mivantana ampitaina. Voasazy avokoa ireo izay rehetra minia tsy manaraka izany hoy ny Minisitry ny serasera. Marihina fa ity fandaharana ity no fanomezana ireo toromarika rehetra hifehezana ny valanaretina Covid-19 ka mifandimby mandray fitenenana ireo minisitra isan-tsokajiny, ireo mpitsabo sy manam-pahaizana rehetra. Ao ihany koa no hamoahana ireo tarehimarika farany mahakasika ireo olona voa sy ahiana ary arahi-maso. Rinahsoa

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo