Jejoo

Dans la même rubrique

Nambinina, 8 taona Nisy nibata teny 67 Ha...mitantara ny Renibeny

28/09/2020

Nisy nibata tampoka teny amin’ny Jirama 67 Ha, ny zoma lasa teo i Razanadrakoto Nambinintsoa Julie Berthin Alpha, na i Nambinina. 8 taona izy

 Lire la suite...

Andro fanadiovana manerantany Nandray anjara i Madagasikara

21/09/2020

Fikambanana maromaro eto Madagasikara no nandray anjara tamin'ny andro fanadiovana maneran-tany na ny World Clean Up day ny asabotsy 19 septambra teo.

 Lire la suite...

Andro mafana sy sakafo “Mety hanaparitaka aretin-kibo ny lalitra” hoy ny dokotera Manitra Rakotoarivony

21/09/2020

Ankoatra ny covid-19, dia tokony hitandrina amin’ny fahadiovan’ny sakafo ihany koa ireo mpivarotra izany, hoy ny dokotera Manitra Rakotoarivony,

 Lire la suite...

BEPC 405.000 ireo hiatrika azy manerana ny Nosy

21/09/2020

Miisa 405.000 eo ho eo ireo mpiadina hiatrika ny fanadinam-panjakana BEPC manomboka anio Alatsinainy 21 Septambra manerana ny Nosy.

 Lire la suite...

Faritra Menabe Nahazo sekoly vaovao

21/09/2020

Raha tsy maintsy mandeha an-tongotra 45 minitra ireo mpianatra any Mokotra, Faritra Menabe rehefa hamonjy toeram-pianarana dia tsy hisy intsony izany ankehitriny.

 Lire la suite...

Fikambanan'ireo jamba Notsidihin'ny masoivoho Soisa

21/09/2020

Nandritra ny fandalovany tany Antsirabe, nandalo namangy ny Federasion'ny fikambanan'ireo jamba eto Madagasikara na ny

 Lire la suite...

Ivon-toerana ho an'ny fikambanam-behivavy Notokanana

21/09/2020

Tonga nitokana ny ivon-toerana ho an'ny fikambanam-behivavy ao amin'ny distrika Ambatofinandrahana sy nanokatra ny tetik'asa Asa Avotra Mirindratao amin'ny distrika Manandriana Faritra Amoron'i Mania,

 Lire la suite...

Actualités

Fangatahana fivoahana manokana : Misy mailaka na laharana antsoina Misy ny adiresy mailaka

25/03/2020

co.covid19@gmail.com ahafahana mandefa ny fangatahana manokana hivoaka na "autorisation spéciale de sortie"

ho an'ireo fiara tsy maintsy hanao izany. Eo koa ny laharana 0348162750 napetraka manokana ho amin’izany. Entanina araka izany ireo rehetra manana fanontaniana manodidina izany mba hiantso na handefa mailaka ahazoana ny andinindininy rehetra sy hanamorana ny fahazoan-dalana ny amin'ny fivoahana. Rinahsoa

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo