Jejoo

Dans la même rubrique

INTERNE EN MEDECINE Hanampy ny fanjakana amin’ny ady amin’ny coronavirus

30/03/2020

Tonga namaly ny antson’ny fanjakana ireo "interne en médecine" eto amintsika amin’ny fiatrehana sy fisorohana ny fiparitahan’ny valan’aretina CORONAVIRUS eto Madagasikara.

 Lire la suite...

IMRA Ilaharana ny “kits” miaro amin’ny coronavirus

28/03/2020

Vetivety monja dia tonga teny amin’ny IMRA misy an-dRatsimamanga, foibe fanaovana fikarohana momba ireo zava-maniry eto amintsika havadika ho fanafody ny ankamaroan’ny olona.

 Lire la suite...

TAMPIM-BAVA Ny mpiasan’ny fahasalamana no tsy maintsy manao azy

28/03/2020

Mbola hifampitadiavana hatramin’izao ny tampim-bava na ny “couche bouche” any amin’ny faritra.

 Lire la suite...

Tompon’andraikitry ny fahasalamana ao Moramanga Novatsiana fitaovam-pitsaboana

27/03/2020

Taorian'ny famatsiana fitaovam-pitsaboana ny « Direction Régionale de la santé publique » ao Toamasina ny alarobia teo dia ny tao Moramanga indray no nisitraka izany omaly alakamisy 26 Martsa 2020.

 Lire la suite...

SANTE Coronavirus: Handairany kokoa ny lehilahy?

26/03/2020

Mihanaka be ilay tsimok’aretina “coronavirus” amin’izao fotoana izao. Rehefa nandinika ity tranga ity ireo mpikaroka sy manam-pahaizana

 Lire la suite...

LAHARANA MAITSO 910

24/03/2020

23.000 isan’andro ny antso voarainy Taorian’ny nahafantarana fa efa mahatratra 12 ireo olona voan’ny coronavirus eto amintsika dia nanao tohivakana ny antso voarain’ilay laharana maitso 910.

 Lire la suite...

“Trisomie 21”: hita amin’ny “échographie”!

23/03/2020

Karazana toe-batana ny “trisomie 21”. Mora fantratra izy io satria somary dongadonga, kelikely maso, botrefina kely izay ilay zaza. Ireo no tsara fantatra momba azy.

 Lire la suite...

Santé

Fitaovam-pitiliana sy maska Ho tonga androany alarobia ny "cargot"

25/03/2020

voalohany Maska an-tapitrisany no fantatra fa ho tonga eto Madagasikara amin'ity herinandro ity raha ny nambaran’ny filoha Andry Rajoelina nandritra ny laha-dresaka izay nataony ny alin’ny alatsinany teo.

 

 Ho zaraina manokana ho an’ireo mpitsabo, ho an’ireo marary, ho an’ny mpitandron’ny filaminana,... izy ireo. Androany no fantatra fa higadona eto amintsika ny "cargot" voalohany izay hitondra ny ampahany amin' ireo fitaovana entina hiatrehana sy hiarovana ity valan’aretina ity. Tafiditra ao anatin’izany ny maska sy ny « test rapide » izay ahafahana mahafantatra ny valin’ny fitiliana ao anatin’ny 20 minitra monja. Marihina fa ny firenena mikambana sy I Chine no hamatsy ireto fanampiana ireto. Lalaina Rav

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo