Jejoo

Dans la même rubrique

Olona manana fahasembanana Hotohanana

01/10/2020

Ho fitsinjovana ireo sokajin’olona manana fahasembanana dia misy ny fiaraha-miasan’ny « Centre National de Formation Professionnelle des Personnes en Situation de Handicap » (CNFPPSH) sy ny tetikasa Mihary.

 Lire la suite...

Zana-tsokatra naondrana an-tsokosoko 42 isa no tratra tao Toliara

01/10/2020

Lehilahy iray 49 taona no tratra tany Toliara nikasa nanondrana zana-tsokatra eto Antananarivo ny 29 Septambra lasa teo.

 Lire la suite...

FAMONOANA AN’I AMERALLI DANILE ALIBAY Tsy afa-po tamin’ny didy nivoaka ireo vady aman-janany

01/10/2020

Tsy afa-po tamin’ny didy nivoaka mikasika ny famonoana an’ilay tera-tany karana Ameralli Danile Alibay ireo vady aman-janany.

 Lire la suite...

Zukkie Kardinnal : Tsy mahazo alefa intsony ilay hirany « Sambôry amin’ny bongany »

01/10/2020

Nahazo taratasy fampitandremana avy amin’ny Mnisiteran’ny serasera sy ny kolontsaina ilay mpihira Zukkie Kardinnal ny 25 septambra lasa teo fa tsy maintsy fafana any anaty tambazotra rehetra mety ahitana azy ilay hira « Sambôry amin’ny bongany » izany navoakan’ity mpihira ity tamin’ny voalohan’ny taona 2019.

 Lire la suite...

TIKO TOAMASINA Nisy namotika hatramin’ny fitaovana tao anatiny

01/10/2020

Potika tanteraka toy ireny narodana sy noravana ireny ny orinasa TIKO any Toamasina hoy ny solombavambahoaka Hanitra Razafimanantsoa sady mpisolovava an’ity orinasa ity

 Lire la suite...

Seranan-tsambon’i Nosy Be Vonona handray ireo mpizahantany androany

01/10/2020

Mivonona handray ireo mpizahantany izay ho avy manomboka androany ny ao Nosy Be Hell-ville.

 Lire la suite...

Mpihiran’i “Jerusalema” : Hiseho eto tokoa ve ?

30/09/2020

Azo ambara ho isan’ireo hira tena nalaza, raha tamin’ity taona 2020 ity, ilay hira afrikanina mitondra ny lohateny hoe “Jerusalema”, nohiran’i Nomcebo Ziko. Raha ny siosion-dresaka miparitaka dia toa ho avy eto Madagasikara ity mpihira ity, amin’ny faramparan’ny volana ôktôbra. Marina tokoa ve izany?

 Lire la suite...

Actualités

RN3, RN7 Tomefy olona hamonjy fodiana Maro tamin’ireo olona taraiky teto Andrenivohitra no nikasa ny handeha

25/03/2020

an-tongotra hamonjy fodiana any amin’ny faritra. Anisan’ny nahitana izany iny lalam-pirenena fahafito sy fahatelo iny.

Misy tamin’izy ireo no efa hatramin’ny alatsinainy alina no nanainga ary misy ireo nanainga omaly maraina. Hody any Antsirabe, Antanifotsy, Ambohimandroso, Ankazobe avokoa ny ankabeazan’ireto olona ireto ary misy mitaiza kely sy ankizy ireo mpandeha amin’izany. Lalaina Rav

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo