Jejoo

Dans la même rubrique

Nambinina, 8 taona Nisy nibata teny 67 Ha...mitantara ny Renibeny

28/09/2020

Nisy nibata tampoka teny amin’ny Jirama 67 Ha, ny zoma lasa teo i Razanadrakoto Nambinintsoa Julie Berthin Alpha, na i Nambinina. 8 taona izy

 Lire la suite...

Andro fanadiovana manerantany Nandray anjara i Madagasikara

21/09/2020

Fikambanana maromaro eto Madagasikara no nandray anjara tamin'ny andro fanadiovana maneran-tany na ny World Clean Up day ny asabotsy 19 septambra teo.

 Lire la suite...

Andro mafana sy sakafo “Mety hanaparitaka aretin-kibo ny lalitra” hoy ny dokotera Manitra Rakotoarivony

21/09/2020

Ankoatra ny covid-19, dia tokony hitandrina amin’ny fahadiovan’ny sakafo ihany koa ireo mpivarotra izany, hoy ny dokotera Manitra Rakotoarivony,

 Lire la suite...

BEPC 405.000 ireo hiatrika azy manerana ny Nosy

21/09/2020

Miisa 405.000 eo ho eo ireo mpiadina hiatrika ny fanadinam-panjakana BEPC manomboka anio Alatsinainy 21 Septambra manerana ny Nosy.

 Lire la suite...

Faritra Menabe Nahazo sekoly vaovao

21/09/2020

Raha tsy maintsy mandeha an-tongotra 45 minitra ireo mpianatra any Mokotra, Faritra Menabe rehefa hamonjy toeram-pianarana dia tsy hisy intsony izany ankehitriny.

 Lire la suite...

Fikambanan'ireo jamba Notsidihin'ny masoivoho Soisa

21/09/2020

Nandritra ny fandalovany tany Antsirabe, nandalo namangy ny Federasion'ny fikambanan'ireo jamba eto Madagasikara na ny

 Lire la suite...

Ivon-toerana ho an'ny fikambanam-behivavy Notokanana

21/09/2020

Tonga nitokana ny ivon-toerana ho an'ny fikambanam-behivavy ao amin'ny distrika Ambatofinandrahana sy nanokatra ny tetik'asa Asa Avotra Mirindratao amin'ny distrika Manandriana Faritra Amoron'i Mania,

 Lire la suite...

Actualités

Kaominina Mikatona, tsy misy fisoratam-panambadiana Tapitra mikatona avokoa ireo biraom-panjakana eto

25/03/2020

amintsika. Anisan'izany ny kaominina hany ka foana hatramin'ny fandraisana ireo mpivady vaovao vao hisora-panambadiana.

 

Tsy ilay olona 2 na 3 hanatrika izany no olana raha araka ny fanazavan'ny Ben'ny tanana iray fa ilay biraom-panjakana mikatona mihitsy. Mikasika ireo toerana fandraisan-danonana maro isan-tsokajiny indray dia fantatra fa mikatona daholo koa ny ankamaroan'izy ireny. Voatery nahemotra avokoa araka izany ireo karazan-danonana tokony noraisiny raha mety ireo tompon'ny lanonana. Raha sanatria ka tsy manaiky kosa ireto farany fa manafoana ny fifanarahana mihitsy dia tsy mamerina vodiondrim-barotra ireo toeram-pilanonana. Patty

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo