Jejoo

Dans la même rubrique

Nambinina, 8 taona Nisy nibata teny 67 Ha...mitantara ny Renibeny

28/09/2020

Nisy nibata tampoka teny amin’ny Jirama 67 Ha, ny zoma lasa teo i Razanadrakoto Nambinintsoa Julie Berthin Alpha, na i Nambinina. 8 taona izy

 Lire la suite...

Andro fanadiovana manerantany Nandray anjara i Madagasikara

21/09/2020

Fikambanana maromaro eto Madagasikara no nandray anjara tamin'ny andro fanadiovana maneran-tany na ny World Clean Up day ny asabotsy 19 septambra teo.

 Lire la suite...

Andro mafana sy sakafo “Mety hanaparitaka aretin-kibo ny lalitra” hoy ny dokotera Manitra Rakotoarivony

21/09/2020

Ankoatra ny covid-19, dia tokony hitandrina amin’ny fahadiovan’ny sakafo ihany koa ireo mpivarotra izany, hoy ny dokotera Manitra Rakotoarivony,

 Lire la suite...

BEPC 405.000 ireo hiatrika azy manerana ny Nosy

21/09/2020

Miisa 405.000 eo ho eo ireo mpiadina hiatrika ny fanadinam-panjakana BEPC manomboka anio Alatsinainy 21 Septambra manerana ny Nosy.

 Lire la suite...

Faritra Menabe Nahazo sekoly vaovao

21/09/2020

Raha tsy maintsy mandeha an-tongotra 45 minitra ireo mpianatra any Mokotra, Faritra Menabe rehefa hamonjy toeram-pianarana dia tsy hisy intsony izany ankehitriny.

 Lire la suite...

Fikambanan'ireo jamba Notsidihin'ny masoivoho Soisa

21/09/2020

Nandritra ny fandalovany tany Antsirabe, nandalo namangy ny Federasion'ny fikambanan'ireo jamba eto Madagasikara na ny

 Lire la suite...

Ivon-toerana ho an'ny fikambanam-behivavy Notokanana

21/09/2020

Tonga nitokana ny ivon-toerana ho an'ny fikambanam-behivavy ao amin'ny distrika Ambatofinandrahana sy nanokatra ny tetik'asa Asa Avotra Mirindratao amin'ny distrika Manandriana Faritra Amoron'i Mania,

 Lire la suite...

Actualités

Taxi moto 20.000Ar ny mivoaka an'Antananarivo 20.000 Ar ny saran-dalana hitondran'ny taxi moto ny olona iray mankany Imerintsiatosika.

25/03/2020

Nanomboka ny Alatsinainy teo no nitrangan'izany ary tsy ara-dalana avokoa.

Miandahy miambavy mihitsy ireo taxi moto miandry sy miantso ireo mpandeha an-tongotra eny rehetra eny, ankoatra ireo manararaotra miantsona eny amin'ny toby fiantsonan'ny taxi-be. Mahazo 80.000 Ar isan'andro moa raha kely ny iray amin'izy ireny raha araka ny fanadihadiana natao raha tsy mihoatra ny 20.000 ar ny solika laniny. Raha tsiahivina anefa dia anisan'ny fitaovana fitateram-bahoaka mbola tsy ara-dalana ny taxi moto fa mangalatra miasa fotsiny ihany. Izay tratra kosa dia sazian'ny mpitandro ny filaminana. Efa tsy azo atao rahateo ny mitondra olona amin'ny môtô noho ny fifampikasohana saingy miafina izy ireo. Patty

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo