Jejoo

Dans la même rubrique

Atody atao salady na sushi 1. Salady atody

02/07/2020

Akora ilaina · Atody 2 · Salady 1 · Voatabia 1 · Oliva mainty · Crème fraiche 1 sotrokely · Sesame 1 sf

 Lire la suite...

Ile flottante

29/06/2020

Akora ilaina · Atody 6 · Ronono ½ litatra · Siramamy 170g + 50g ho an’ny caramel · Tahona lavanila 1 · Sira iray tsongo

 Lire la suite...

Tarte amin’ny korzety, tsy mampatavy

24/06/2020

Akora ilaina · Korzety 2 · Muscade voakiky ½ sk · Semoule 20g · Atody 2 · Crème tsy matavy (4%) 100 g · Fraomazy parmesan voakiky 30 g · Sira 1 tsongo · Dipoavatra 1 tsongo

 Lire la suite...

Cake amin’ny voana korzety sy voanio ary zavoka

22/06/2020

Akora ilaina · Lafarinina 1 ¾ tasy · Karibonetra na lalivay ½ sk · Sira ¼ · Vovoka muscade ¼ ( tsy voatery ho asiana) · Voanio voakiky ½ tasy na tavim-boanio · Korzety 2 · Zavoka 1 masaka tsara · Siramamy ½ tasy · Atody 2 · Ronono 4 sf · Hodim-boasarimakirana ½ voakiky

 Lire la suite...

Madeleine à la liqueur

19/06/2020

Akora ilaina · Lafarinina 250g · Siramamy 4 sf ( na araka izay tiana) · Dibera 120 g · Lalivay 1 fonosana · Atody 4 · Liqueur (izay tiana) 3 sf · Fleur de sel ( afaka tsy asiana)

 Lire la suite...

Rambon’omby sy legioma

15/06/2020

Akora ilaina · Rambon’omby 1.5kg · Lardon 100g ( tsy voatery ho asiana) · Tongolo be 1 · Karaoty 2 · Ovy 2 · Tongolo gasy hasiny 2 lehibe · Selery 150g · Voatabia izay tiana · Siramamy 1 sotrokely · Sira sy dipoavatra · Dità · Hodim-boasary · Divay mena 1 vera · Kioba manome tsiro henan’omby · Lafarinina 3 sf · Menaka olive na menaka tsotra

 Lire la suite...

Mofomamy vita amin’ny vomanga

11/06/2020

Akora ilaina · Vomanga 1kg · Siramamy menamena ¼ kg · Lafarina 2sf · Dibera 200g · Atody lehibe 4 · Lavanila tahony 1 · Rhum 4 sf

 Lire la suite...

Sakafo

Maiônezy

23/03/2020

Akora ilaina · Tamenak’atody 1 · Moutarde mahery 1 sf · Menaka · Sira sy dipoavatra

 

 

 

 

Fikarakarana azy

1.       Maka vilia jobo iray asiana ny tamenak’atody sy ny moutarde

2.       Araraka tsikelikely ny menaka ary ahodina na kapohina mandra-pateviny.

3.       Asiana sira sy dipoavatra

4.       Rehefa vita ilay maiônezy dia azo asiana ranom-boasarimakirana kely, na hanitra na ravina maitso voatetika manify mba hanome hanitra azy.

Torohevitra mba hampivoaka tsara ny maiônezy izay karakarainao :

-          Raha toa ka nampidirina tao anaty vata fampangatsiahana ny atody, dia esory ora iray mialoha

-          Tsy tokony ho ao amin’ny efitra mafana loatra no hanamboarana azy

-          Aza mitsahatra manodina na mikapoka ilay maiônezy mihitsy raha tsy efa vita mihitsy ilay izy

-          48 ora ihany ny fetra farany afaka hitehirizana io maiônezy efa vita io

Tsy mitovy ny fomba fitehirizana ny tapotsin’atody sy ny tamenak’atody. Mba hitehirizana ity farany dia atao ao anaty rano kely izy, apetraka amin’ny toerana mangatsiaka tsara ary hanina ny andro namakiana azy iny ihany.

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo