Jejoo

Dans la même rubrique

Atody atao salady na sushi 1. Salady atody

02/07/2020

Akora ilaina · Atody 2 · Salady 1 · Voatabia 1 · Oliva mainty · Crème fraiche 1 sotrokely · Sesame 1 sf

 Lire la suite...

Ile flottante

29/06/2020

Akora ilaina · Atody 6 · Ronono ½ litatra · Siramamy 170g + 50g ho an’ny caramel · Tahona lavanila 1 · Sira iray tsongo

 Lire la suite...

Tarte amin’ny korzety, tsy mampatavy

24/06/2020

Akora ilaina · Korzety 2 · Muscade voakiky ½ sk · Semoule 20g · Atody 2 · Crème tsy matavy (4%) 100 g · Fraomazy parmesan voakiky 30 g · Sira 1 tsongo · Dipoavatra 1 tsongo

 Lire la suite...

Cake amin’ny voana korzety sy voanio ary zavoka

22/06/2020

Akora ilaina · Lafarinina 1 ¾ tasy · Karibonetra na lalivay ½ sk · Sira ¼ · Vovoka muscade ¼ ( tsy voatery ho asiana) · Voanio voakiky ½ tasy na tavim-boanio · Korzety 2 · Zavoka 1 masaka tsara · Siramamy ½ tasy · Atody 2 · Ronono 4 sf · Hodim-boasarimakirana ½ voakiky

 Lire la suite...

Madeleine à la liqueur

19/06/2020

Akora ilaina · Lafarinina 250g · Siramamy 4 sf ( na araka izay tiana) · Dibera 120 g · Lalivay 1 fonosana · Atody 4 · Liqueur (izay tiana) 3 sf · Fleur de sel ( afaka tsy asiana)

 Lire la suite...

Rambon’omby sy legioma

15/06/2020

Akora ilaina · Rambon’omby 1.5kg · Lardon 100g ( tsy voatery ho asiana) · Tongolo be 1 · Karaoty 2 · Ovy 2 · Tongolo gasy hasiny 2 lehibe · Selery 150g · Voatabia izay tiana · Siramamy 1 sotrokely · Sira sy dipoavatra · Dità · Hodim-boasary · Divay mena 1 vera · Kioba manome tsiro henan’omby · Lafarinina 3 sf · Menaka olive na menaka tsotra

 Lire la suite...

Mofomamy vita amin’ny vomanga

11/06/2020

Akora ilaina · Vomanga 1kg · Siramamy menamena ¼ kg · Lafarina 2sf · Dibera 200g · Atody lehibe 4 · Lavanila tahony 1 · Rhum 4 sf

 Lire la suite...

Sakafo

Galety amin’ny vary sy laisoa

20/03/2020

Akora ilaina · Vary 300g · Laisoa 1 · Jambon blanc 100g · Tongolo be 1 · Atody 4 · Lafarinina 2sf · Tamotamo 2 tsongo · Menaka hanendasana · Sira sy dipoavatra

 

 

 

Fikarakarana azy

1.       Diovina ny laisoa ary tetehina manify

2.       Ampangotrahina ao anaty rano efa nasiana sira kely

3.       Voasana ny tongolo ary tetehina

4.       Hafanaina ny menaka dia endasina ao ny tongolo

5.       Arotsaka ao anatiny ao ny vary, ny laisoa, ny jambon ary ny tamotamo

6.       Asiana sira sy dipoavatra ary haroina

7.       Hafanaina fotoana vitsy

8.       Esorina eo ambony afo aloha ny vilany.

9.       Rehefa matimaty izany dia arotsaka ny atody sy ny lafarinina

10.   Afaka asiana « parmesan » raha toa ka tiana. Afangaro tsara

11.   Volaina ho boribory na somary fisaka araka izay hitiavana azy ny paty

12.   Maka lapoaly hafa indray, hafanaina ny menaka ary endasina tsirairay izay vita.

13.   Avela mendimendy ny lafiny roa dia aroso miaraka amin’ny lasary na hanina amin’izao, araka izay itiavana azy.

 

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo