Jejoo

Dans la même rubrique

Kenny Rogers,: nodimandry ilay mpanjakan’ny « Country »

23/03/2020

Ilay hira « Lady » izay nindramin’i Lionel Ritchie, taty aoriana, no tena ahafantarana an’i Kenny Rogers. Ilay hira mitondra ny lohanteny hoe « Lucille » no nampiakatra ny lazany, tany amin’ny taona 1977.

 Lire la suite...

Andie MacDowell : 61 taona …inona no mampafatifaty azy?

20/03/2020

Mahafatifaty ity mpilalao sarimihetsika ity na efa 61 taona aza. Mitantara ny fomba fikoloany endrika amam-bika izy. 1. Mpifoha maraina

 Lire la suite...

Andie MacDowell : tokony ho rehareha ny taona, hoy izy

19/03/2020

Mahafatifaty ity mpilalao sarimihetsika ity na efa 61 taona aza. Mitantara ny fomba fikoloany endrika amam-bika izy.

 Lire la suite...

Coronavirus : 20 mahery ireo olo-malaza voany

16/03/2020

Tsy mifidy ny valan’aretina « coronavirus » fa na olona tsy eritreretina ho voany aza dia tratrany avokoa.

 Lire la suite...

Katy Perry : miantsehatra na mitoe-jaza aza

11/03/2020

Tsy karazan’ireo vehivavy mitoe-jaza dia mipetrapetraka tsara any an-trano miandry ny fotoana ahaterahana ilay mpihira Katy Perry. Niakatra an-tsehatra mantsy izy,

 Lire la suite...

Taylor Swift : Nahalafo CD betsaka indrindra tamin’ny 2019

10/03/2020

Tonga eo amin’ny laharana voalohany maneran-tany amin’ny famarotana kapila, tamin’iny taona 2019 iny, ilay mpihira amerikanina, Taylor Swift.

 Lire la suite...

Ireo mpanakanto malaza noho ny solomaso hanaovany

09/03/2020

Sokajiana ho kojakoja manampy amin’ny haingo izay hanaovana ny solomaso na ilay tsy maintsy hanaovana vokatry ny areti-maso na ilay « zesta » fotsiny.

 Lire la suite...

People

Meg Ryan : nividy « villa » mitentina 5 tapitrisa dolara

21/02/2020

Mahafinaritra ireo olo-malaza ny manana trano tsara tarehy handraisana ireo namany sy hakana aina rehefa tsy any anaty fampisehoana na fanodinana horonan-tsary izy ireo.

 

 

I Meg Ryan izao vao avy nividy trano mitentina 5 tapitrisa dolara ao amin’ny kaominin’i Montecito, kilometatra vitsy ao avaratr’i Los Angeles. Velaran-tany mirefy 400m ny tany misy izany trano lehibe izany. Ahitana efitrano fatoriana 3, efitra fidiovana miisa 3 ary midadasika ny tokotany.

Jenna Dewan : bevohoka ary hifamofo amin’i Steve Kazee

Herintaona monja taorian’ny nisarahany tamin’ilay mpilalao sarimihetsika Channing Tatum dia tsy mitsahatra ny vaovao tsara eo amin’ny fiainan’i Jenna Dewan. Efa mitoe-jaza ny zanany faharoa mantsy izy amin’izao fotoana ary nanambara tamim-pomba ofisialy ny fifamofoan’izy ireo ny talata lasa teo. Namoaka sarin’izy roa tao anatin’ny kaontiny Instagram i Jenna Dewan, izay mampiseho ilay peratra natolotr’ity ho rain-janany vaovao ity. Zanak’izy ireo voalohany izy io fa zanak’i Jenna Dewan faharoa kosa. Efa niteraka vavy niaraka tamin’i Channing Tatum, vadiny nanomboka ny taona 2005 ka hatramin’ny 2018, mantsy izy.

Rinahsoa

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo