Jejoo

Dans la même rubrique

Kenny Rogers,: nodimandry ilay mpanjakan’ny « Country »

23/03/2020

Ilay hira « Lady » izay nindramin’i Lionel Ritchie, taty aoriana, no tena ahafantarana an’i Kenny Rogers. Ilay hira mitondra ny lohanteny hoe « Lucille » no nampiakatra ny lazany, tany amin’ny taona 1977.

 Lire la suite...

Andie MacDowell : 61 taona …inona no mampafatifaty azy?

20/03/2020

Mahafatifaty ity mpilalao sarimihetsika ity na efa 61 taona aza. Mitantara ny fomba fikoloany endrika amam-bika izy. 1. Mpifoha maraina

 Lire la suite...

Andie MacDowell : tokony ho rehareha ny taona, hoy izy

19/03/2020

Mahafatifaty ity mpilalao sarimihetsika ity na efa 61 taona aza. Mitantara ny fomba fikoloany endrika amam-bika izy.

 Lire la suite...

Coronavirus : 20 mahery ireo olo-malaza voany

16/03/2020

Tsy mifidy ny valan’aretina « coronavirus » fa na olona tsy eritreretina ho voany aza dia tratrany avokoa.

 Lire la suite...

Katy Perry : miantsehatra na mitoe-jaza aza

11/03/2020

Tsy karazan’ireo vehivavy mitoe-jaza dia mipetrapetraka tsara any an-trano miandry ny fotoana ahaterahana ilay mpihira Katy Perry. Niakatra an-tsehatra mantsy izy,

 Lire la suite...

Taylor Swift : Nahalafo CD betsaka indrindra tamin’ny 2019

10/03/2020

Tonga eo amin’ny laharana voalohany maneran-tany amin’ny famarotana kapila, tamin’iny taona 2019 iny, ilay mpihira amerikanina, Taylor Swift.

 Lire la suite...

Ireo mpanakanto malaza noho ny solomaso hanaovany

09/03/2020

Sokajiana ho kojakoja manampy amin’ny haingo izay hanaovana ny solomaso na ilay tsy maintsy hanaovana vokatry ny areti-maso na ilay « zesta » fotsiny.

 Lire la suite...

People

North West : Efa manana ny lamaodiny manokana

20/02/2020

Vao teraka mihitsy i North West dia efa naharaka lamaody. Ny reniny rahateo isan’ireo « influenceuse » na olo-malaza be mpanaraka indrindra any anaty aterineto ka tsy manao ambanin-javatra izany fomba fiakanjo izany mihitsy.

 

Fanomezana isan’ny azony tamin’izany fotoana nahaterahany izany izao ny kiraro avy amin’ny marika « Givenchy », ny akanjo tohitena ho an’ny ankizy, ny servieta sy ny maro hafa. Mety misy fiantraikany aminy ihany ny fiakanjon’ny reniny, rehefa nihalehibe izy fa tsikaritra indrindra ny fironany any amin’ireo fomba fiakanjo nanazarana azy.

Efa mitentina any amin’ny 1 tapitrisa dolara any ho any izao ny fitambaran’ny akanjo sy kojakoja ananan’i North West, nefa izy vao enin-taona monja. Ny poketra kely entiny aza, izay marika malaza avokoa ny ankamaroany, dia tsy latsaky ny 800 tapitrisa dolara eo ho eo. Rehefa tiana tokoa aloha ny zanaka dia hikipiana.

Rinahsoa  

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo