Jejoo

Dans la même rubrique

Kenny Rogers,: nodimandry ilay mpanjakan’ny « Country »

23/03/2020

Ilay hira « Lady » izay nindramin’i Lionel Ritchie, taty aoriana, no tena ahafantarana an’i Kenny Rogers. Ilay hira mitondra ny lohanteny hoe « Lucille » no nampiakatra ny lazany, tany amin’ny taona 1977.

 Lire la suite...

Andie MacDowell : 61 taona …inona no mampafatifaty azy?

20/03/2020

Mahafatifaty ity mpilalao sarimihetsika ity na efa 61 taona aza. Mitantara ny fomba fikoloany endrika amam-bika izy. 1. Mpifoha maraina

 Lire la suite...

Andie MacDowell : tokony ho rehareha ny taona, hoy izy

19/03/2020

Mahafatifaty ity mpilalao sarimihetsika ity na efa 61 taona aza. Mitantara ny fomba fikoloany endrika amam-bika izy.

 Lire la suite...

Coronavirus : 20 mahery ireo olo-malaza voany

16/03/2020

Tsy mifidy ny valan’aretina « coronavirus » fa na olona tsy eritreretina ho voany aza dia tratrany avokoa.

 Lire la suite...

Katy Perry : miantsehatra na mitoe-jaza aza

11/03/2020

Tsy karazan’ireo vehivavy mitoe-jaza dia mipetrapetraka tsara any an-trano miandry ny fotoana ahaterahana ilay mpihira Katy Perry. Niakatra an-tsehatra mantsy izy,

 Lire la suite...

Taylor Swift : Nahalafo CD betsaka indrindra tamin’ny 2019

10/03/2020

Tonga eo amin’ny laharana voalohany maneran-tany amin’ny famarotana kapila, tamin’iny taona 2019 iny, ilay mpihira amerikanina, Taylor Swift.

 Lire la suite...

Ireo mpanakanto malaza noho ny solomaso hanaovany

09/03/2020

Sokajiana ho kojakoja manampy amin’ny haingo izay hanaovana ny solomaso na ilay tsy maintsy hanaovana vokatry ny areti-maso na ilay « zesta » fotsiny.

 Lire la suite...

People

Kobe Bryant sy Gianna : efa voalevina

14/02/2020

Nodimandry ny 26 janoary lasa teo ilay mpanao basikety Kobe Bryant sy ny zanany vavy Gianna.

 

Mbola tsy fantatra aloha hatramin’izao ny tena nahatonga ny loza ka nampianjera ny angidim-by izay nitondra azy ireo. Nangidy tamin’ny vadiny, Vanessa Laine Bryant sy ireo zanany telo ambiny izao loza izao ary tena niantraika tany amin’ny mpankafy ihany koa. Samy naneho ny alahelony avokoa ireo mpankafy basikety sy ireo namany akaiky, tany anaty tambazotra sosialy tany. Araka ny fantatra dia tany amin’ny Pacific View Memorial Park any Corona Del Mar Kalifornia no natao ny fandevenana azy. Nangingina io fotoana farany nanaovam-beloma azy ireo io ary izay tena namana akaikin’ny fianakaviana no nanatrika izany, ny faran’ny herinandro teo.

 

Brigitte Macron : “Mahitsy avokoa ny fomba firesakay mivady”

Nasain’ny onjam-peo RTL ny alarobia maraina lasa teo i Brigitte Macron, vadin’ny filoham-pirenena frantsay. Nandritra izany resadresaka izany no nilazany fa mahitsy avokoa ny fomba firesaka eo aminy sy ny vadiny, na eo amin’ny fiainam-pitiavan’izy roa na eo amin’ny sehatry ny asa. Nilaza izany ity vadin’ny filoha frantsay ity fa na misy ny kiana mety mahakasika ny vadiny dia tantarainy any izany. Mahitsy sy mazava ny fomba firesahanay ary mandray tsara ireo kiana izy, entina handroso. Hitako hoy izy ny asa miandry ny filoha, ny zavatra iainany amin’ny andavanandro ary fantany ny olana sy taratasy tsy maintsy sahaniny izay tsy misy avelany mihitsy. Mahatsapa tena, noho izany ity vadin’ny filoha Macron ity fa izy no akaiky indrindra ny filoha ka hiresaka momba izany rehetra izany.

Rinahsoa

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo