Jejoo

Dans la m麥e rubrique

Kenny Rogers,: nodimandry ilay mpanjakan地y ォ Country サ

23/03/2020

Ilay hira ォ Lady サ izay nindramin段 Lionel Ritchie, taty aoriana, no tena ahafantarana an段 Kenny Rogers. Ilay hira mitondra ny lohanteny hoe ォ Lucille サ no nampiakatra ny lazany, tany amin地y taona 1977.

 Lire la suite...

Andie MacDowell : 61 taona inona no mampafatifaty azy?

20/03/2020

Mahafatifaty ity mpilalao sarimihetsika ity na efa 61 taona aza. Mitantara ny fomba fikoloany endrika amam-bika izy. 1. Mpifoha maraina

 Lire la suite...

Andie MacDowell : tokony ho rehareha ny taona, hoy izy

19/03/2020

Mahafatifaty ity mpilalao sarimihetsika ity na efa 61 taona aza. Mitantara ny fomba fikoloany endrika amam-bika izy.

 Lire la suite...

Coronavirus : 20 mahery ireo olo-malaza voany

16/03/2020

Tsy mifidy ny valan誕retina ォ coronavirus サ fa na olona tsy eritreretina ho voany aza dia tratrany avokoa.

 Lire la suite...

Katy Perry : miantsehatra na mitoe-jaza aza

11/03/2020

Tsy karazan段reo vehivavy mitoe-jaza dia mipetrapetraka tsara any an-trano miandry ny fotoana ahaterahana ilay mpihira Katy Perry. Niakatra an-tsehatra mantsy izy,

 Lire la suite...

Taylor Swift : Nahalafo CD betsaka indrindra tamin地y 2019

10/03/2020

Tonga eo amin地y laharana voalohany maneran-tany amin地y famarotana kapila, tamin段ny taona 2019 iny, ilay mpihira amerikanina, Taylor Swift.

 Lire la suite...

Ireo mpanakanto malaza noho ny solomaso hanaovany

09/03/2020

Sokajiana ho kojakoja manampy amin地y haingo izay hanaovana ny solomaso na ilay tsy maintsy hanaovana vokatry ny areti-maso na ilay ォ zesta サ fotsiny.

 Lire la suite...

People

Colin Firth, Audrey HepburnMahay miteny fiteny maro hafa

13/02/2020

Mamiratra ireo olo-malaza rehefa manitsaka karipetra mena. Ankoatra izany nefa dia maro amin段zy ireo no miezaka, eo amin地y fiainany manokana mba hisongadina. Takian地y horonan-tsary lalaoviny sy ny fifandraisana hananany eo amin段o tontolon地y sarimihetsika io rahateo izany matetika. Ireto ary ireo olo-malaza mahay fiteny maro hafa noho ny azy na ォ polyglottes サ.

 

 

 

1.       Hatomboka amin’i Natalie Portman ity lisitra ity. Ankoatra ny fiteny anglisy izay misosa fotsiny ho azy dia miteny hebreo ihany koa izy. Mahafehy ny fiteny alemana, espanola ary japoney ary mianatra miteny frantsay, efa taona vitsy izay.

 

2.       Mirotsaka any anaty asa sosialy maro i Colin Firth fa miezaka ihany koa amin’ny fiainany manokana. Nianatra niteny italiana izy, ho an’ny vadiny, Livia Giuggioli.

 

 

3.       Efa tena mahafehy ny fiteny italiana i Christoph Waltz ary nanehoany izany ilay horonan-tsary Inglourious Basterds niarahany tamin’i Brad Pitt. Ankoatra io fahaizany ny fiteny italiana io dia misosa fotsiny ny fahaizany ny fiteny alemana, anglisy sy frantsay.

 

4.       Efa artista manokana mihitsy i Viggo Mortensen fa ambonin’izany mbola mahafehy fiteny maro ihany koa izy. Lehibe tao anatin’ny fiteny anglisy izy, ny espanola sy ny danois izay fitenin-dReniny. Tsy nijanona teo nefa fa tany anaty fanodinana tany dia nianatra niteny rosiana, frantsay, suédois sy alemana izy. Nianatra nifehy ny teny arabo alzeriana ihany koa azy, tao anatin’ny 6 volana monja.

 

 

5.       Dia lasan’i Audrey Hepburn ny amboara amin’ity fahafehezana teny maro ity. Voasafidy ho mpilalao sarimihetsika amerikanina mendrika indrindra fahatelo izy tany amin’ny taona 1999. Lehibe tao anatin’ny fiteny anglisy ity mpilalao sarimihetsika ity. Nianatra ny teny « néerlandais » izy tao anatin’ny fahatanorany. Betsaka ny sedra niainy fa tsy nanakana azy tsy hianatra fiteny hafa izany, izay efa isan’ny zavatra nankafiziny rahateo. Taty aoriana izany dia nahay niteny flamand, espanola, frantsay sy italiana izy, ankoatra ny fiteny anglisy sy néeralandais.

Rinahsoa

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo