Jejoo

Dans la même rubrique

Dite 3 sotroina amin’ny alina, manadio aty sady mampihena

18/02/2020

Mandritra ny torimaso no tena miasa ny taova manadio ny ao anaty ao. Mandritra izany koa no mihavao ny sela rehetra. Araka ny fomba fitsaboana tatsinanana dia taova tena manadio ny aty, ka eo anelanelan’ny amin’ny 1 sy amin’ny 3 maraina izy no tena miasa.

 Lire la suite...

Paika 5 ho an’ny sakafo ara-pahasalamana

14/02/2020

Amporisihina foana isika mba hahay handanjalanja ny sakafo hohanina. Mora am-pitenenana anefa izany, fa sarotra tanterahina ! Ity torohevitra manaraka ity àry no hanampy anao amin’izany.

 Lire la suite...

Lela may…tonio amin’ny siramamy sy yaourt

13/02/2020

Marary, manelingelina, mangirifiry ery rehefa sendra main’ny ronono velona vao nangotraka, na ny vary sosoa mbola midona-tsetroka ny lela.

 Lire la suite...

Voanatsindrana : manasitrana homamiadana

12/02/2020

Maro karazana ny fomba fiantso ny voanatsindrana : « pok pok », “cerise de terre”, « alkekenge » … Manana tsiro somary mamy marikivy izy, azo hanina amin’izao,

 Lire la suite...

Ranom-boankazo 3 manadio ny voa

11/02/2020

Miasa be ny voa satria izy no manadio ny rà amin’ny loto sy ny poizina azo avy amin’ny sakafo.

 Lire la suite...

Ny fomba fisakafo tena ara-pahasalamana

06/02/2020

Raha ny fanazavana nentin’ireo « nutritioniste

 Lire la suite...

Fanaviana : entina mandra-maty

05/02/2020

Indro kosa ny fanazavan’ny mpitsabo, izay nampanantenaina anao, tohin’ny fandaharana taiza vatana omaly, tao amin’ny « Top Radio », mahakasika ny fanaviana.

 Lire la suite...

Taiza vatana

Marary tenda : Rehefa inona no manatona dokotera ?

16/01/2020

Tranga mety hiseho foana ny aretin-tenda. Viriosy foana, amin’ny ankapobeny no mahatonga azy io.

 

 

Tsy mahatelin-kanina

Raha toa ka sahirana amin’ny fiteleman-kanina, misy manindrotsindrona amin’ny tenda, mahavaivay ao anatiny, tokony ho mahina na mailo avy hatrany. Viriosy  amin’ny ankapobeny no mahatonga io fanaintainana io.

Mila manatona dokotera raha…

·         Raha mihoatra ny 4 andro no marary ny tenda.

·         Tsy voan’ny sery kanefa marary ny tenda.

·         Mafana hoditra ary mihoatra ny 38°.

·         Mandeha rà nana.

·         Marary ny sofina.

·         Sahirana miaina.

·         Misy rà ny rora.

Nelly-Bri

 

 

 

  

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo