Jejoo

Dans la même rubrique

Voana pasteky : Tsy mampiakatra tosi-dra …

21/01/2020

Fantatrao ve fa mitondra “antioxydant” maro ho an’ny vatana ny voana voazavo na pasteky ? Misoroka ny havizana tafahoatra sy ny aretina maro ihany koa izy anefa. Manomboka izao, aza ariana intsony ny voana pasteky fa ampiasao.

 Lire la suite...

Smoothie frezy +voazavo + solila… manafisaka kibo

17/01/2020

Tsy voatery hanao ezaka be mety ho fisaka ny kibo. Ity zava-pisotro manaraka ity izao dia hanampy anao hanafisaka kibo raha sotroina isan’andro. Mahasolo sakafo rahateo izy satria mahavoky avy hatrany

 Lire la suite...

Marary tenda : Rehefa inona no manatona dokotera ?

16/01/2020

Tranga mety hiseho foana ny aretin-tenda. Viriosy foana, amin’ny ankapobeny no mahatonga azy io.

 Lire la suite...

Ranom-boankazo mampahita tory vetivety

10/01/2020

Miasa saina loatra, dila ny ora tokony natoriana, zatra matory alim-be, tsy milamina tsara ny fandevonan-kanina…

 Lire la suite...

Tokony hanatona « gynécologue » na tsy marary aza!

09/01/2020

Ny « gynécologue » no atonina rehefa misy olana manokana mitranga eo amin’ny fahasalaman’ny vehivavy.

 Lire la suite...

Bolety ovy sy nofon-trondro : Be otrikaina ho an’ny zaza

08/01/2020

Isan’ny fototra iray hiadiana amin’ny tsy fanjarian-tsakafo mpahazo ny ankizy ny fanomezana azy sakafo feno otrikaina.

 Lire la suite...

Diabeta : Tokony tiliana indray mandeha isan-taona

07/01/2020

Toe-batana mety hahazo ny olona rehetra ny diabetika, saingy ahiana kokoa ireo avy amina’ny fianakaviana efa nahitana trangana diabeta. Indro ny tohin’ny fandaharana TAIZA VATANA tao amin’ny Top Radio, momba ny torohevitry ny mpitsabo.

 Lire la suite...

Taiza vatana

Ody gripa amin’ny tongolo gasy sy vinaingitra

14/01/2020

Azo atao ny manamboatra ity karazana sirop ody gripa ity ao an-trano ka akora natoraly avokoa no mandrafitra azy. Tsy avy hatrany dia azo ampiasaina anefa izy fa mila 2 herinandro eo vao tena vonona.

 

 

 

Akora ilaina 

  • Tongolo gasy voatetika madinika
  • Tongolo oignon voatetika madinika
  • Sakamalaho kely voakiky
  • Sakay vovony 1 tsongo
  • Vinaigre de cidre

Fomba ikarakarana azy 

Arotsaka ao anaty bocal iray avokoa ny tongolo gasy, ny tongolo oignon, ny sakamalaho ary ny sakay vovony. Tondrahana ny vinaingitra. Hidiana tsara ny bocal. Ahontsana isan’andro mandritry ny 2 herinandro. Dila izay dia vonona ity ody gripa ity.

Iray sotro isa-maraina, mialoha ny sakafo maraina ny fomba ihinanana azy.

 Torohevitra fanampiny

Mety ihany koa raha afangaro amin’ny tantely 1 6 sotro ny tongolo gasy 3 vaventy voatetika madinika. Alona andro vitsivitsy dia tehirizina ao anaty vata fampangatsiahana. Iray sotro isa-maraina mialohan’ny sakafo no hihinanana azy. Tokony ho sitrana ao anatin’ny 7 andro raha voan’ny sery na gripa. Ity farany ity rahateo dia mitsabo kohoka sy ireo aretina avy amin’ny “infections”.

Miss

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo