Jejoo

Dans la même rubrique

Manafosafo tena : Mahasalama!

21/01/2020

Tsy ireo manana olon-tiana ihany no natao hianoka fahafinaretana ara-nofo. Ireo nisaraka tamin’ny olon-tiany,

 Lire la suite...

Paozy eo am-pandriana, samy manana ny tsirony

07/01/2020

Maro karazana ireo paozy azo atao mandritra ny firaisana ara-nofo. Samy manana ny mampiavaka azy sy ny mampatsiro azy avy izy ireny. Santionany ireto entina aminao ireto.

 Lire la suite...

Vehivavy dongadonga : Mahay mampirevy !

06/01/2020

Tsy ny vehivavy tsara bika sy mirafi-batana tsara ihany no afaka manome fahafinaretana lafatra eny am-pandriana.

 Lire la suite...

Mitelina tsirinaina dia… mihena !

24/12/2019

Valim-panadihadiana medikaly, navoakan’ny profesora Ingrid Fleisher,

 Lire la suite...

Ireo nofinofim-pilàna maro mpankafy

18/12/2019

Ankavitsiana ireo mpifankatia no sahy mamboraka ny nofinofim-pilàny sy ny faniriana mampientana azy.

 Lire la suite...

Tsy ampy rano…tandremo ny “infection urinaire”!

04/12/2019

Amin’izao fotoanan’ny mafana izao indrindra no tena betsaka ny olona tratry ny “infection urinaire”, satria tsy misotro rano.

 Lire la suite...

Miray ara-nofo mandritra ny “regles”

03/12/2019

Tsy misy mihitsy ny fandrarana ara-medikaly, raha hiray ara-nofo mandritra ny fotoana hahatongavan’ny fadimbolana.

 Lire la suite...

Sexo

Molokely : Ireo tsara ho fantatra mahakasika azy

14/01/2020

Taova tsy tena manaitra firy, ny lehilahy na ny vehivavy ny molokely amin’ny fivaviana. Isan’ireo faritra azo ambara ho itoeran’ny filangolangoan’ny vehivavy anefa io faritra io,

 

 

 ka rariny loatra raha ampahafantarina ny momba azy.

1.      Miendrika voninkazo

“Petites lèvres » no iantsoana ny molokely amin’ny teny frantsay, na ihany koa, “nymphe”. Anarana niantsoana ny andriamani-bavy rômana fahiny ny nymphe, izay misy ifandraisany amin’ny rano, loharano sy ny renirano. Mety ho avy amin’ilay voninkazo voahirana, izay antsoina hoe : “nymphéas” na “nénuphars”, amin’ny teny frantsay koa anefa, no nahatonga ny molokely antsoina hoe : “nymphe”. Raha fintinina dia toy ny voninkazo ny endrik’io taova io.

2.      Tsy mitovy ny habeny

Tsy mitovy habe, halava ary hatevina ny molokelin’ny vehivavy iray. Mitovy lenta amin’ny hoditry ny vihy amin’ny lehilahy kosa ny hoditra mandrafitra azy.

3.      Matroka noho ny hoditra

Tsy maintsy matroka kokoa noho ny hoditry ny fivaviana ny molokely. Raha miloko mavokely ny lavaky ny fivaviana, ny azy dia miloko volon-tany.

4.      Mihoatra ny « grande lèvre »

Vehivavy 8 amin’ny 10 eo ho eo, izany hoe : ny ankabeazan’ny vehivavy, no manana molokely mihoatra ny molobe (grandes lèvres). Rehefa tafakatra ambony ny filàna no tena mipoitra izy io matetika.

5.      Mitombo tampoka

Noho ny tsiry mpanentana miakatra, amin’ny taona mahamaoty, no mahatonga ny molokely hitombo habe tampoka. Toy ny fipoiran’ny nono ihany koa, tsy tsikaritra mihitsy ny fitombony, raha tsy efa elaela.

6.      Azo safosafoina, mibontsina kely

Faritra mety hahazoana fahafinaretana ny molokely, raha hay ny mikitikitika sy manafosafo azy. Rehefa eo am-bavan’ny fahafinaretana fara-tampony ny vehivavy dia mibontsina kely io taova io. Mety haharitra ora iray mihitsy io fibontsinana io, eny fa na vita efa ela aza ny firaisana ara-nofo.

Tiasoa

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo