Jejoo

Dans la même rubrique

1. Queens, 50 taona : Hisy hajia hanomezam-boninahitra azy

30/06/2020

Tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny tsingerintaona faha-50 nisian’ny tarika Queen dia manomana ny hanome voninahitra azy ireo ny paositra britanika.

 Lire la suite...

Kylie Jenner, miliaridera : inona no handaniany ny volany ?

29/06/2020

Rehefa nivoaka ny lisitr’ireo tanora miliaridera dia loha-laharana tamin’izany i Kylie Jenner. Nandeha nefa ny fanadihadihana dia fantatra fa tsy mahatratra ilay tarehimarika hahafahana mametraka azy ho eo amin’io laharana

 Lire la suite...

Gwyneth Paltrow : hamoaka labozia hamofona ny fahafinaretana faran-tampony

25/06/2020

Hamoaka labozia vaovao indray ilay mpilalao sarimihetsika Gwyneth Paltrow ka hitondra ny fofon’ny fahafinaretany faran-tampony izany.

 Lire la suite...

Gwyneth Paltrow : hamoaka labozia hamofona ny fahafinaretana faran-tampony

24/06/2020

Hamoaka labozia vaovao indray ilay mpilalao sarimihetsika Gwyneth Paltrow ka hitondra ny fofon’ny fahafinaretany faran-tampony izany.

 Lire la suite...

Gwyneth Paltrow : hamoaka labozia hamofona ny fahafinaretana faran-tampony

23/06/2020

Hamoaka labozia vaovao indray ilay mpilalao sarimihetsika Gwyneth Paltrow ka hitondra ny fofon’ny fahafinaretany faran-tampony izany.

 Lire la suite...

Joshua Jackson, Usain Bolt..: nankafy ny fetin’ny ray niainany voalohany

22/06/2020

Ho an’ireo olo-malaza sasany dia nihavaka ny fankalazana iny fetin’ny ray omaly iny. Misy tamin’izy ireo mantsy no izay vao niteraka ary fantatra fa mankafy izany fotoana voalohany mamy iarahany amin’ny zanany izany izy ireo. Isan’ireo nankalaza izany fety voalohany izany ireto entina aminao ireto:

 Lire la suite...

David Beckham, Justin Timberlake…raim-pianakaviana “sexy”

19/06/2020

Mahafinaritra ny mitanisa ireo raim-pianakaviana mikarakara ny tenany no sady mahavita mikarakara ireo zanany ihany koa, na dia tsy eo aza ny vadiny.

 Lire la suite...

People

Ireo olo-malaza maka sary amin’ny tenany ihany

14/01/2020

Rehefa jerena dia tsy mety antitra mihitsy ny ankabeazan’ireo olo-malaza. Marina fa misy aloha ny fikitihina tarehy rehefa maka sary izy ireo, eo ihany koa ireo tsy menatra mihitsy manambara fa nanao fandidiana mihitsy mba ahatanora lalandava azy ireo.

 

 

 Ato anatin’ireto sary entina aminao ireto dia namboarin’ilay artista teratany Néerlandais ny sarin’ireo olo-malaza fony vao niandoha na tamin’ny mbola kely mihitsy ka nampiarahiny tamin’ny sarin’izy ireo taona maromaro taty aoriana. Tsikaritra fa maro amin’izy ireo no tsy niova mihitsy, tao ihany koa ireo nitombo hatsarana aza.

1.       Harisson Ford : ilay horonan-tsary « Indiana Jones » no tena nahafantarana azy tany am-piandohana. Taty aoriana dia efa maro be ireo horonan-tsary nolalaoviny ary toa tsy nampiova firy ny endriny izany.

2.       Emma Stone : mbola kely izy raha nandray anjara tao anatin’ilay andiana horonan-tsary « Harry Potter ». Nihalehibe tao anatin’io izy ary nihamatotra ihany koa sady nitombo hatsarana.

3.       Will Smith : ilay andian-tantara « Le prince de Bel’Air » no nampiakatra ny lazany. Efa mpamokatra horonan-tsary izy amin’izao fotoana ary tsy niova firy mihitsy raha ny endriny

4.       Jennifer Aniston : isan’ireo nankafizan’ny olona ilay andian-tantara « Friends » ny anjara asa nolalaovin’i Jennifer Aniston. Taona maro aty aoriana toa tsy niova firy tamin’io endriny io akory ny endrik’ity mpilalao sarimihetsika ity.

5.       Michael Jackson :mpanjakan’ny mozika « pop ». Teraka mainty fihodirana ity mpanakanto ity fa noho ny aretin-koditra nahazo azy dia nitsindrona izy ka nanova ny volon-kodiny iray manontolo ho fotsy tanteraka. Ny orony sy ny volony ihany koa namboariny ka eo anivon’ny masony sisa no tena ahafantarana azy, raha ampitahaina amin’ireo sariny fony kely.

Rinahsoa

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo