Jejoo

Dans la même rubrique

Menu Alarobia : Lentille atao bolety -

21/01/2020

Akora ilaina · Lentille 3kp – 7.500Ar · Tongolo maitso sy tongolo gasy ary voatabia– 500Ar · Tavim-boanio atao saosy ( tsy voatery ho asiana)

 Lire la suite...

Alarobia : Voatavo sy voanjo – 2.000Ar

07/01/2020

Akora ilaina · Voatavo lehibe 1 – 1.000Ar · Voanjo ½ kp – 600Ar · Voatabia sy tongolo gasy

 Lire la suite...

Fanokafam-bavony : Salade niçoise

24/12/2019

Akora ilaina · Sardine 2 boaty · Voatabia kelikely 4 · Radis · Poavrao 2 · Kaokaombra 1 · Haricots verts 200g · Atody 2 lehibe · Tongolo be · Oliva mainty · Basilika · Salady « roquette » raha mahita · Menaka oliva

 Lire la suite...

Alarobia : Lasopy akoho – 7.000Ar

05/11/2019

Akora ilaina · Akoho ½ kg – 5.000Ar · Legioma – 1.000Ar · Sakamalao sy poarao – 500Ar Alakamisy : karaoty sy atin-kena ary poavrao – 17.000Ar

 Lire la suite...

MENU

29/10/2019

Alarobia : Voanjobory sy henan-kisoa – 11.000Ar Akora ilaina

 Lire la suite...

Alarobia : Poavrao nasiana sesika – 7.500Ar

22/10/2019

Akora ilaina · Poavrao lehibe 6 – 600Ar · Toton-kena ½ kg – 6.000Ar · Voatabia sy tongolo · Tongolo maitso sy tongolo gasy

 Lire la suite...

Alarobia : Korzety sy toton-kena – 8.000Ar

15/10/2019

Akora ilaina · Korzety – 1.500Ar · Toton-kena ½ kg – 6.000Ar · Voatabia sy tongolo

 Lire la suite...

Menu

Menu Alarobia : laisoa nasiana sesika – 9.000Ar

14/01/2020

Akora ilaina · Laisoa lehibe 1 : 2.000Ar · Toton-kena ½ kg – 6.000Ar · Tongolo maitso, tongolo gasy – 500Ar · Karaoty - 500Ar

 

 

 

 

Alakamisy : petit pois sy hena-baolina – 11.000Ar

Akora ilaina

·         Petit pois 3kp – 4.500Ar

·         Toton-kena ½ kg – 6.000Ar

·         Hanitra izay tiana, tongolo – 500Ar

Zoma : ron’ovy sy anana – 2.500Ar

Akora ilaina

·         Ovy - 1.000Ar

·         Anana - 500Ar

·         Anamalao - 200Ar

·         Voatabia sy tongolo – 500Ar

Sabotsy : saosisy sy tsaramaso – 10.000Ar

Akora ilaina

·         Tsaramaso maina 2kp – 2.000Ar

·         Saosisy ½ kg – 7.000Ar

·         Tongolo maitso sy dità -  300Ar

Alahady : akoho nendasina saosy poavrao – 15.000Ar

Akora ilaina

·         Akoho 1kg – 12.000Ar

·         Poavrao - 1.000Ar

·         Tongolo sy voatabia - 500Ar

Alatsinainy : trondro saosy – 10.000Ar

Akora ilaina

·         Nofon-trondro 1/2kg – 9.000Ar

·         Voatabia sy tongolo – 500Ar

Talata : anana sy toton-kenan-kisoa – 3.000Ar

Akora ilaina

·         Anana - 1.000Ar

·         Toton-kena kisoa - 1.400Ar

·         Tongolo gasy sy voatabia - 300Ar

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo