Jejoo

Dans la m麥e rubrique

HAINGON-TRANO MAMPIDI-DOZA NY ZAZA

21/01/2020

Mahafinaritra antsika Reny ny manaingo trano matetika. Misy amin段zy ireo anefa no poizina raha misy zaza ao an-trano.

 Lire la suite...

Ankizy mandeha r瀟弛rona : inona no atao ?

07/01/2020

Zavatra tsy dia mateti-pitranga amin地y ankizy ny mande r瀟弛rana. Tsy dia misy tokony atahorana loatra izy io raha tsy hoe : misy marary na voadoana ny faritry ny orona. Na ihany koa miverimberina be ilay izy.

 Lire la suite...

Fetin地y noely : Ireo fialam-boly azo hatao miaraka amin地y ankizy

24/12/2019

Hankalaza ny fetin地y Noely isika rahampitso. Ankoatra ny fandehanana mamonjy fiangonana dia fotoana iray mampiavaka ny fety ny fiarahana amin地y zanaka na ny fianakaviana ao an-trano,

 Lire la suite...

Fomba hialana amin地y fanasaziana ny zaza

03/12/2019

Tsy misy olona tia manasazy ny zanany izany saingy rehefa mihaom-pefy izy ireny dia tsy maintsy handraisana fepetra.

 Lire la suite...

Fomba entina hanampiana ny ankizy ho tia fianarana

26/11/2019

Efa miha-maro amin段zao vanin誕ndro misy antsika izao ireo ankizy malaina na kamo manohy fianarana.

 Lire la suite...

Mandrisika ny ankizy hisakafo

05/11/2019

Manoloana ny asa, ny fikarakarana samihafa ao an-trano, ny fiantsenana, ny fiainana amin地y ankapobeny dia maro amintsika lehibe indrAindray no tsy dia mba manao ho zava-dehibe ny fotoana fisakafoanana? ny indrindra ny fikarakana ny sakafo ho an地y ankizy.

 Lire la suite...

Mba tsy hanitsaka am-pandriana intsony ny zaza

22/10/2019

Tsy misy tokony hanaitra ny ray aman-dreny ny fahitana ny zaza manitsaka am-pandriana na mivalan-drano eo am-pandriana mandritra ny torimaso,

 Lire la suite...

Maman

Ronono velona : Miaro ny ankizy amin地y hatavezana

14/01/2020

Ankoatra ireo hery izay hoentin地y fisotroana ronono velona amin地y vatana dia fantaro fa isan地y zava-pisotro natoraly iray miaro ny ankizy amin地y hatavezana izy io raha ny voka-pikarohana navoakan地y manam-pahaizana iray avy any ivelany.

 

 

 

Ronono velona: raha ny voka-pikarohana nataon’ireto manam-pahaizana ireto dia saika ny fisotroana ity zava-pisotro ity no iraisan’ireo ankizy manana toe-batana mifanaraka amin’ny taonany, izany hoe :  tsy ngeza loatra na matavy loatra. Eo ihany koa ny otrik’aina izay entiny amin’ny vatana. Mihoatra amin’ireo karazana ronono hafa dia nanambara izy ireo fa  manodidina 40% eo ny mety  tsy mampatavy ny ankizy amin’ny fisotroana  azy ity.

Matetika ny ankizy zatra misotro ronono velona dia saika tsy mora noana sy tsy tia tsakotsako loatra noho ny ankizy tsy misotro ronono.

Manomboka eo amin’ny faha 2 taona dia efa afaka misotro ronono velona ny zaza raha tsy manana olana ara-pahasalamana.

Ny akora mandrafitra ny ronono
Ny 88%-n’ ny akora mandrafitra ny ronono velona dia saika rano avokoa. Ankoatra izay dia ahitana otrikaina toy ny glucides (43%) sy lactose ihany koa izy. Ity siramamy disaccharide ity no singa matevina lehibe ao anaty ronono ary mety miteraka. 

Ny hery entin’ny ronono amin’ny vatana

Ny ronono velona dia mitondra calcium, magnesium ary phosphore. Misy otrikaina koa (B2, B12, A, D, E…). Ny pH dia somary “acide” kely: eo anelanelan'ny 6,4 ka hatramin'ny 6.8.
                                                                                                                          Lalaina Rav

 

 

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo