Jejoo

Dans la m麥e rubrique

Vehivavy 19 taona aho, manana olon-tiana.

21/01/2020

Manana kaonty Facebook anankiray tsy nampahafantariny ahy io olon-tiako io, saingy tratrako taty aoriana.

 Lire la suite...

Fahotana ve ny manao sipa, na miaraka amin'olona mialohan'ny mariazy, raha fiarahana tsy misy firaisana ara-nofo fa mifanoroka fotsiny, ohatra ?

20/01/2020

Tsy fahotana mihitsy ny miaraka amin弛lona, na manao sipa, na manana olo,n-tiana, arakarak段zay iantsoana azy.

 Lire la suite...

19 taona aho, miaraka amin地y lehilahy 29 taona izay efa nisara-bady.

17/01/2020

Tsy tian地y fianakaviako mihitsy izy, nefa izaho tia azy. Ilay vadiny taloha koa mandrahona ahy foana. Inona no tokony ataoko ?

 Lire la suite...

20 taona aho, nisy lehilahy niaraka tamiko nandritra ny 4 taona.

16/01/2020

Izy no niaraka tamiko voalohany ary efa fantatry ny ray aman-dreniko ny fiarahanay. Miady foana anefa izahay dia misaraka ary farany dia tena nisaraka tanteraka.

 Lire la suite...

Fivalanan地y zazakely : Tsy voatery ho mikraoba!

15/01/2020

Mafana ny andro, avy ny orana, miparitaka ny fako etsy sy eroa. Matetika rehefa amin地y vaninandro tahaka izao no tena manjaka ny fivalanana eo amin地y zazakely.

 Lire la suite...

Tena marina ve fa azon地y lehilahy fantarina ety ivelany raha mbola virjiny ny vehivavy iray, na tsia ?

15/01/2020

Misy faritra potseriny izay eo amin地y felan-tanana, hono, dia fantany. Tsy misy fomba mihitsy azo amantarana ety ivelany na virjiny ny vehivavy iray na tsia. Ny 堵yn馗ologue ihany no hany afaka mamantatra izany, amin地y alalan地y fizahana ny taovam-pananahan地y vehivavy.

 Lire la suite...

Niaraka tamin弛lona efa manam-bady aho ary niteraka vavy kely izahay.

13/01/2020

Herintaona sy tapany io zaza io amin段zao. Ilay rain-janako kosa mbola tsy niteraka tamin段lay vadiny. Izaho indray, mbola mianatra ary mipetraka amin地y ray aman-dreniko . Inona no ataoko mba ho ampy fitiavan-dray ilay zanako ?

 Lire la suite...

Conseils

Fiaraha-misakafo : manatsara ny fomba fisakafon地y ankizy, tsy mampatavy

14/01/2020

Manana anjara toerana lehibe ny fiaraha-misakafo ao anatin地y fiainan地y ankizy. Mitondra tombony manokana amin地y fankafizana ny sakafo izany. Misy akony amin地y fifehezana ny lanja koa. Araho anie :

 

 

 

 

Tsy mampatavy

Fanadihadiana natao tamin’ny ankizy sy adolantsento  miisa 203 706 no nahafantarana fa ny ankizy miara-misakafo amin’ny fianakaviany dia tsara sakafo kokoa no sady tsy ahiana ho lasa diso matavy loatra na ho voan’ny « obésité » kokoa raha mihoatra ireo ankizy tsy miara-misakafo matetika amin’ny fianakaviany.

Fotoana fiaraha-misakafo : sady fianarana koa

Miova isan-dingana ny sakafon’ny ankizy. Raha mandranoka izany rehefa izy vao teraka dia miova mian-dalana mankany amin’ny vetin-kanina izany. Ary hianarany tsikelikely koa ny mampiasa ny fitaovam-pihinanana. Mandritra ny fanatrehana ny fiaraha-misakafon’ny fianakaviana no ahafahany mandray tsara izany haingana. Eo no hahaizany ny fahalalam-pomba sy ny fahadiovana, eo koa no ahafantarany karazan-tsakafo maro izay mety hanintona ny masony, ireo tsiro samihafa, ny fahaizana mizara. Eo koa no hahalalany fa mety tsy mitovy ny zavatra tian’ny olona rehetra. Manokatra azy amin’ny hafa izany.

Entanina hiray latabatra ny tanora

Tsara raha manokana fotoana hiraisana latabatra ny mpianakavy isaky ny afaka mba hikoloana ny  fahaizan’ny ankizy misakafo. Tsy tsara ho an’ny fahasalaman’izy ireo ny mihinana maimaika sy ny mihinan-kinam-poana. Rehefa miara-misakafo ihany ny mpianakavy no azo antoka fa sakafo ara-pahasalamana no hohanin’ny ankizy eny fa na dia ny lehibe koa aza.

 

Mihinan-drery : tsy dia ankafizana sakafo loatra

Ho voasarika hihinana haingana loatra ny olona mihinan-drery raha tsy hoe :  efa tena zatra mihitsy. Tsy mety ho an’ny fahasalamana sady mampatavy anefa ny mihinana haingana satria elaela vao tonga any amin’ny ati-doha ny hafatra rehefa voky kanefa efa nahahinana sakafo betsaka. Izany koa anisan’ny mahatsara ny fiaraha-misakafo satria mety mba misy resadresaka ifanaovana mandritra ny sakafo ka tsy ho voasarika hitsako haingana. Apetraka mihitsy aza ny fitaovam-pihinanana isaky ny avy mandrapaka.

 

 

 

Hary

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo