Jejoo

Dans la même rubrique

Tsy manao « maquillage » nefa manja be…ny tsiambaratelo

01/10/2020

Maro ny vehivavy te hitazona mandrakariva ny hatsaran’endrika, ary tsy te hiankin-doha amin’ny karazana haingon-tava, mba hanehoana ny hatsarana.

 Lire la suite...

Karazana vahaolana ho an’ny hoho simba…

30/09/2020

Manaratsy endrika ny tanana ny hoho rehefa tsy voakarakara. Betsaka ireo karazana fahasimbana mety hahazo ny hoho. Fa misy koa ireo vahaolana mety ho an’ny olana tsirairay…

 Lire la suite...

Maquillage natoraly, manatanoraendrika…

29/09/2020

Amin’izaovaninandroiainantsikaizao dia efamanananykarazanyny « maquillage » Na tsy dia hamonjyfotoanalehibeazaizany dia azoataofoananymanao « maquillage » kelymbahamelombelonanytarehy.

 Lire la suite...

Ny « fond de teint » tena mety amin’ny tarehinao…

28/09/2020

Anio dia ny fomba fisafidianana ny karazana « fond de teint » tena mety aminao no atoronay eto amin’ny Jejoo.

 Lire la suite...

Hoditra malandina, mazava, tsy misy kianina … ahoana no atao ?

22/09/2020

Isan’ny vehivavy malaza ho tsara hoditra eran-tany ry zareo japoney. Amin’ny ankapobeny dia malandina ny hoditr’izy ireo,

 Lire la suite...

Rahoviana no tokony hampiasa « crème de nuit »?

15/09/2020

Tsy mahazatra ny vehivavy malagasy loatra ny mampiasa akora mikolo hodi-tava fanosotra amin’ny alina.

 Lire la suite...

Zavoka :Manadionytarehy be mony

14/09/2020

Fotoam-pahavokaran’nyzavokaizao.Araraotynyvokatsoaentin’ityvoankazoityamin’nysokajin-koditra be menaka, mbahahafahanymanadio, mitsabotsikelikely,

 Lire la suite...

Beauté

Manala kentrona eo amin’ny tenda sy ny maso

13/01/2020

Manaratsy endrika sady maha antitra ny tarehy ireo kentrona manodidina ny maso.

Tsy voatery ho noho ny fandrosoan’ny taona ihany no mahatonga azy ireny fa mety ho avy amin’ny fahamainan’ny hodi-tava ihany koa. Azo karakaraina ao an-trano sy atao matetika ity fangaro ity, hisorohana sy hanesorana ireo kentrona madinika manodidina ny maso.

Vahona sy amande douce

Marefo ny hoditra manodidina ny maso, ka mila karakaraina tsara mba tsy hisehoan’ny fahavoazana toy ny kentrona sy ny mangana (cerne). Ny vahona dia afaka manala tsara ireo kentrona manodidina ny maso, satria sady manamandina ny hoditra izy io no mampitsotra ireo hoditra manodidina ny fihirifana. Dintim-bahona sy menaka “amande douce” iray sotro fihinanana avy no ilaina amin’izany. Afangaro tsara ireo akora ireo dia kapohina mba hitambatra, dia iny no ampiasaina.

Mety amin’ny tenda koa

Diovina dia hamainina tsara ny tarehy. Ahosotra amin’izay ilay fangaro ka ireo kentrokentrona manodidina ny maso sy ny fihirifana no hosorana azy. Tandremo tsara anefa ny maso mba tsy ho voa. Azo asiana ity fangaro ity koa ny hoditry ny tenda, raha manomboka mikentrona, na miroradroraka. Avelao hilona eo mandritra ny 30 minitra  vao kobanina amin’ny rano mangatsiaka. Averina isa-kariva izy ity, dia vetivety dia ho hita ny vokany.

Ando

 

 

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo