Jejoo

Dans la même rubrique

Shopping “Fournitures scolaires”

01/10/2020

1. Crayon de couleurs – 6.000Ar - Page Facebook « Abscom Crea » - Contact : 034 50 357 86 2. Marqueur – 10.000Ar - Page Facebook « Abscom Crea » - Contact : 034 50 357 86

 Lire la suite...

Filahiana : Manana anjara asa hafa, tsy ampoizina!

29/09/2020

Tsy manome fahafinaretina ihany no sangan’asan’ny filahiana. Betsaka ihany koa ireo zavatra hafa vitany. Santionany fotsiny ireto.

 Lire la suite...

Filahiana miletsy : Tantely hanina!

22/09/2020

Raha toa ka sy mahatazona tsara ny olon-tianao mialohan’ny firaisana ara-nofo, dia andramo ireto fangaro ireto.

 Lire la suite...

Tsy niray ara-nofo ela… ny hiverenana indray

15/09/2020

Halaviran-toerana, fiatoana maharitra satria voafitaka, ny fotoana voafetra… maro karazany ireo antony mahatonga ny vehivavy tsy niray ara-nofo mihitsy .

 Lire la suite...

Tsy mahazo fahafinaretana rehefa miray, fa maninona?

01/09/2020

Tsy mitovy amin’ny atao hoe “vaginisme” ny “frigidité”. Afangaron’ny olona amin’ny toe-javatra mitranga amin’ny vatana, rehefa sarotra ny fitsofohan’ny filahiana eo am-panaovana firaisana ara-nofo. Fa toy ny ahoana marina àry izany hoe vehivavy “frigide” izany?

 Lire la suite...

Saribakoly fakana fahafinaretana, miendrika ankizy Niteraka fanafintohinana faobe

26/08/2020

Tohina amin'ny famokarana fa indrindra ny famarotana saribakoly fangalana fahafinaretana ho an'ny lehilahy izay miendrika ankizy vavy kely tsy ampy taona tao anatin'ny tranokala famarotana entana malaza

 Lire la suite...

Mankafy miray ara-nofo ny vehivavy tia misakafo

25/08/2020

Filàna roa voajanahary tena matanjaka ny fitiavana te hisakafo sy ny fitiavana hiray ara-nofo. Fantatrao ve fa ny vehivavy tia miray ara-nofo dia mankafy sakafo?

 Lire la suite...

Sexo

Paozy eo am-pandriana, samy manana ny tsirony

07/01/2020

Maro karazana ireo paozy azo atao mandritra ny firaisana ara-nofo. Samy manana ny mampiavaka azy sy ny mampatsiro azy avy izy ireny. Santionany ireto entina aminao ireto.

 

« Levrette » : manaiky hanjakana

Ny lehilahy ao aoriana, ny vehivavy kosa mandady eo anoloany. Tian’ny vehivavy izy ity noho ilay lehilahy afaka mikitika an-kahalalahana ny tratra sy ny kitso. Mahatsiaro ho hanjakan’ny lehilahy tanteraka ny vehivavy amin’izany.

“Missionnaire” : oroka mamy

Ity no fihetsika mora indrindra amin’ny paozy mandritra ny firaisana ara-nofo. Mankafy azy avokoa ny ankabeazan’ny vehivavy. Isan’ny manamarika azy indrindra ny fifampizaràna oroka mamy, ny maso mifampijery, ny tanana mifamihina…

« Andromaque » : afaka mandidy

Ny 14%-n’ny vehivavy no tia azy ity. Tsotra ny antony satria mahatsiaro ho manjakazaka amin’ilay olon-tiany ny vehivavy. Izy no mandidy ny zavatra ataony : mora, mafy, haingana, milamina… Mampientanentana rahateo  ny mahita ilay olon-tiana ao ambany, maka aina, mijery ny tapany ambony amin’ny vatana.

“Cuillère” : Voaaro

Mahatsiaro tena ho voaaro ny vehivavy rehefa manatanteraka an’ity fihetsika ity. Samy matory mihorirana ka manome lamosina ny lehilahy ny vehivavy. Matsiro ho an’ny vehvivy ity fihetsika ity satria ahafahana mampiditra lalina ny filahiana. Eo ihany koa anefa ireo orokoroka amin’ny hatoka, ny soroka …

“Grenouille à la nage” : Hoditra mifampikasoka

Matory mihohoka eo ambony fandriana ny vehivavy, matory eo amboniny ny lehilahy rehefa manofoka ny filahiana. Voalazan’ireo manam-pahaizana ara-pananahana fa fomba iray hilalaovana ny fahatongavana amin’ny fahafinaretana faran-tampony, ho an’ny vehivavy, ity fihetsika ity. Mifampikasoka rahateo ny hoditry ny andaniny roa.

Tiasoa

 

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo