Jejoo

Dans la même rubrique

Shopping “Fournitures scolaires”

01/10/2020

1. Crayon de couleurs – 6.000Ar - Page Facebook « Abscom Crea » - Contact : 034 50 357 86 2. Marqueur – 10.000Ar - Page Facebook « Abscom Crea » - Contact : 034 50 357 86

 Lire la suite...

Filahiana : Manana anjara asa hafa, tsy ampoizina!

29/09/2020

Tsy manome fahafinaretina ihany no sangan’asan’ny filahiana. Betsaka ihany koa ireo zavatra hafa vitany. Santionany fotsiny ireto.

 Lire la suite...

Filahiana miletsy : Tantely hanina!

22/09/2020

Raha toa ka sy mahatazona tsara ny olon-tianao mialohan’ny firaisana ara-nofo, dia andramo ireto fangaro ireto.

 Lire la suite...

Tsy niray ara-nofo ela… ny hiverenana indray

15/09/2020

Halaviran-toerana, fiatoana maharitra satria voafitaka, ny fotoana voafetra… maro karazany ireo antony mahatonga ny vehivavy tsy niray ara-nofo mihitsy .

 Lire la suite...

Tsy mahazo fahafinaretana rehefa miray, fa maninona?

01/09/2020

Tsy mitovy amin’ny atao hoe “vaginisme” ny “frigidité”. Afangaron’ny olona amin’ny toe-javatra mitranga amin’ny vatana, rehefa sarotra ny fitsofohan’ny filahiana eo am-panaovana firaisana ara-nofo. Fa toy ny ahoana marina àry izany hoe vehivavy “frigide” izany?

 Lire la suite...

Saribakoly fakana fahafinaretana, miendrika ankizy Niteraka fanafintohinana faobe

26/08/2020

Tohina amin'ny famokarana fa indrindra ny famarotana saribakoly fangalana fahafinaretana ho an'ny lehilahy izay miendrika ankizy vavy kely tsy ampy taona tao anatin'ny tranokala famarotana entana malaza

 Lire la suite...

Mankafy miray ara-nofo ny vehivavy tia misakafo

25/08/2020

Filàna roa voajanahary tena matanjaka ny fitiavana te hisakafo sy ny fitiavana hiray ara-nofo. Fantatrao ve fa ny vehivavy tia miray ara-nofo dia mankafy sakafo?

 Lire la suite...

Sexo

Vehivavy dongadonga : Mahay mampirevy !

06/01/2020

Tsy ny vehivavy tsara bika sy mirafi-batana tsara ihany no afaka manome fahafinaretana lafatra eny am-pandriana.

 

 

Manana ny mampiavaka azy ihany koa ny vehivavy dongadonga, ary voalazan-dry zalahy aza fa izy ireny no tena mahay mampirevy. Nahoana àry ?

 “Sexy” hoy ny siansa

Misarika lehilahy kokoa ny vehivavy dongadonga mihoatra raha araka ny fanadihadiana ara-tsiansa iray. Efa voajanahary ao anatin’izy ireo izany, hoy ihany ny siansa ka tsy misy fanafany, noho ireny vehivavy ireny tena “sexy”.

Mahavita zavatra kokoa raha  matoky tena

Ny ankamaroan’ny vehivavy donga dia efa nahatsiaro ho menatra na nalahelo satria noresahan’ny olona noho ny habeny. Tombony ho azy indray aza izany satria rehefa nitraka sy ninia tsy naheno izany izy ireny dia lasa manja sy matoky tena ho azy. Any anaty firaisana ara-nofo no tena ahitana taratra an’izay fahatokisan-tenany izay … mampaniry kintana !

Nono sy fitombenana manaitaitra

Tena mahafatifaty sady manaitaitra ny filàn’ny lehilahy ny nono sy ny fitombenana rehefa lehibebe. Hafa kokoa mantsy, hoy izy ireo, ny mifampikasoka amin’ny vehivavy matevintevi-nofo, malemilemy mahafinaritra. Mampiakatra vetivety ny fahafinaretana izany.

Mampahazo aina

Tsy dia tia mitsikera ny fahadisoan’ny lehilahy koa ny vehivavy donga satria efa nahatsapa izany atao hoe “voailikilika” izany, teo amin’ny fiainany. Efa nanaiky ny habeny ary niatrika sy nampihaingo azy amin’izany izy ka mandefitra amin’ireo tsy fanaperana kely misy na ataon’ireo lehilahy. Tena mampahazo aina be an’ireto farany anefa izany ka tsy mampihafihafy azy ireo rehefa mifampizara ilay fotoana mamy iny.

 

Tiasoa

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo