Jejoo

Dans la même rubrique

Inona no an-tsain’ny lehilahy rehefa miray ara-nofo ?

18/02/2020

Araka ity fanadihadiana ity, ny antsasa-manilan’ny lehilahy no tsy mahafantatra akory izay ao an-tsainy mandritra ny fotoana mamy hifampizaràny amin’ny olon-tiany.

 Lire la suite...

« Sextoys » : Be mankafy ny vehivavy gasy

14/02/2020

Na dia tsy resahana mivantana aza, vao mijery ny ao anatin’ny tambajotran-tserasera fotsiny dia isan’ny mandeha be ny fivarotana ireny « sextoys » ireny.

 Lire la suite...

Hevitra 4 mampatsiro ny alin’ny Saint Valentin

11/02/2020

Tsy amin’ny fetin’ny mpifankatia ihany no tokony hitady fomba entina manisy tsiro vaovao ny firaisana ara-nofo, fa isan’andro mihitsy, mba tsy hankaleo.

 Lire la suite...

Ireo “position” sy ny tsirony avy

04/02/2020

Maro karazana ireo paozy azo atao mandritra ny firaisana ara-nofo. Samy manana ny mampiavaka azy sy ny mampatsiro azy avy izy ireny. Santionany ireto entina aminao ireto.

 Lire la suite...

Mety halaina hiray koa ny lehilahy

28/01/2020

Heverina mazàna fa mibahana loatra ao anatin’ny lehilahy ny fitiavana te hiray ara-nofo. Misy anefa ireo anton-javatra mety hahatonga azy tsy hazoto hiray. Isan’isan’izany ireto.

 Lire la suite...

Manafosafo tena : Mahasalama!

21/01/2020

Tsy ireo manana olon-tiana ihany no natao hianoka fahafinaretana ara-nofo. Ireo nisaraka tamin’ny olon-tiany,

 Lire la suite...

Molokely : Ireo tsara ho fantatra mahakasika azy

14/01/2020

Taova tsy tena manaitra firy, ny lehilahy na ny vehivavy ny molokely amin’ny fivaviana. Isan’ireo faritra azo ambara ho itoeran’ny filangolangoan’ny vehivavy anefa io faritra io,

 Lire la suite...

Sexo

Mitelina tsirinaina dia… mihena !

24/12/2019

Valim-panadihadiana medikaly, navoakan’ny profesora Ingrid Fleisher,

 

 

 avy ao amin’ny oniversite ao Hambourg, no nilaza fa raha te-hihena ny vehivavy dia mila manome fahafinaretana ny lehilahy amin’ny alalan’ny vava no sady mitelina ny tsirinaina, rehefa miray ara-nofo. Nambaran’ity profesora ity fa mampihena avo 2 heny , mihoatra ny ezaka fampihenam-batana hafa, ireo fomba 2 ireo.

Singa “alcaline”

Rehefa nodinihina ireo singa mandrafitra ny tsirinaina dia hitan’ny profesora fa mitondra singa mamelombelona toy ny rano, ny vitamina C, ny “acide citrique”, ny “zinc” ny prôteina… tao anatiny. Ahitana singa antsoina hoe : “alcaline” ihany koa ao anatiny, izay rehefa mifandray amin’ny tavy dia mampitsonika azy ka mampihena.

Mampiasa ny hery

Tsy adinoina ihany koa anefa fa antoka mampihena ny fanaovana firaisana ara-nofo, noho izy mampiasa ny vatana sy ny hozatra samihafa ao anaty ao, miampy ny fipatrapatraky ny hatsembohana. Ny lanja izany mihena, ny fahafinaretana koa azo !

Tiasoa

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo