Jejoo

Dans la même rubrique

Inona no an-tsain’ny lehilahy rehefa miray ara-nofo ?

18/02/2020

Araka ity fanadihadiana ity, ny antsasa-manilan’ny lehilahy no tsy mahafantatra akory izay ao an-tsainy mandritra ny fotoana mamy hifampizaràny amin’ny olon-tiany.

 Lire la suite...

« Sextoys » : Be mankafy ny vehivavy gasy

14/02/2020

Na dia tsy resahana mivantana aza, vao mijery ny ao anatin’ny tambajotran-tserasera fotsiny dia isan’ny mandeha be ny fivarotana ireny « sextoys » ireny.

 Lire la suite...

Hevitra 4 mampatsiro ny alin’ny Saint Valentin

11/02/2020

Tsy amin’ny fetin’ny mpifankatia ihany no tokony hitady fomba entina manisy tsiro vaovao ny firaisana ara-nofo, fa isan’andro mihitsy, mba tsy hankaleo.

 Lire la suite...

Ireo “position” sy ny tsirony avy

04/02/2020

Maro karazana ireo paozy azo atao mandritra ny firaisana ara-nofo. Samy manana ny mampiavaka azy sy ny mampatsiro azy avy izy ireny. Santionany ireto entina aminao ireto.

 Lire la suite...

Mety halaina hiray koa ny lehilahy

28/01/2020

Heverina mazàna fa mibahana loatra ao anatin’ny lehilahy ny fitiavana te hiray ara-nofo. Misy anefa ireo anton-javatra mety hahatonga azy tsy hazoto hiray. Isan’isan’izany ireto.

 Lire la suite...

Manafosafo tena : Mahasalama!

21/01/2020

Tsy ireo manana olon-tiana ihany no natao hianoka fahafinaretana ara-nofo. Ireo nisaraka tamin’ny olon-tiany,

 Lire la suite...

Molokely : Ireo tsara ho fantatra mahakasika azy

14/01/2020

Taova tsy tena manaitra firy, ny lehilahy na ny vehivavy ny molokely amin’ny fivaviana. Isan’ireo faritra azo ambara ho itoeran’ny filangolangoan’ny vehivavy anefa io faritra io,

 Lire la suite...

Sexo

Ireo nofinofim-pilàna maro mpankafy

18/12/2019

Ankavitsiana ireo mpifankatia no sahy mamboraka ny nofinofim-pilàny sy ny faniriana mampientana azy.

Misy amin’izy ireny anefa no tsotra kely saingy misy koa anefa no mahasadaikatra. Ireto manaraka ireto no nofinofim-pilàna isan’ny tena maro mpaniry indrindra.

Kapoka amin’ny fitombenana

Ny lehilahy, amin’ny ankapobeny, no tia mikapoka ny fitombenan’ny olon-tiany. Ilay izy toa safosafo maharary iny mihitsy no mampiakatra ny fahafinaretan’ny roa tonta.

Safosafo amin’ny vava

Karazana fanomezana omena ny olon-tiana izy ity, ankoatra ilay firaisana ara-nofo mahazatra. Mahasadaikatra ihany anefa ny mangataka azy indraindray, satria tsy fantatra raha te hanao izany ilay olon-tiana.

Manampina maso

Ny fahatsapana hafa amin’ny vatana no tena miasa, rehefa tampenana ny maso mandritra ny firaisana ara-nofo. Mety hankafy azy ity avokoa, na ny vavy na ny lahy. Ankoatra izay, fomba iray hahafantarana tanteraka ny vatana izany.

Tiasoa

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo