Jejoo

Dans la même rubrique

Shopping “Fournitures scolaires”

01/10/2020

1. Crayon de couleurs – 6.000Ar - Page Facebook « Abscom Crea » - Contact : 034 50 357 86 2. Marqueur – 10.000Ar - Page Facebook « Abscom Crea » - Contact : 034 50 357 86

 Lire la suite...

Filahiana : Manana anjara asa hafa, tsy ampoizina!

29/09/2020

Tsy manome fahafinaretina ihany no sangan’asan’ny filahiana. Betsaka ihany koa ireo zavatra hafa vitany. Santionany fotsiny ireto.

 Lire la suite...

Filahiana miletsy : Tantely hanina!

22/09/2020

Raha toa ka sy mahatazona tsara ny olon-tianao mialohan’ny firaisana ara-nofo, dia andramo ireto fangaro ireto.

 Lire la suite...

Tsy niray ara-nofo ela… ny hiverenana indray

15/09/2020

Halaviran-toerana, fiatoana maharitra satria voafitaka, ny fotoana voafetra… maro karazany ireo antony mahatonga ny vehivavy tsy niray ara-nofo mihitsy .

 Lire la suite...

Tsy mahazo fahafinaretana rehefa miray, fa maninona?

01/09/2020

Tsy mitovy amin’ny atao hoe “vaginisme” ny “frigidité”. Afangaron’ny olona amin’ny toe-javatra mitranga amin’ny vatana, rehefa sarotra ny fitsofohan’ny filahiana eo am-panaovana firaisana ara-nofo. Fa toy ny ahoana marina àry izany hoe vehivavy “frigide” izany?

 Lire la suite...

Saribakoly fakana fahafinaretana, miendrika ankizy Niteraka fanafintohinana faobe

26/08/2020

Tohina amin'ny famokarana fa indrindra ny famarotana saribakoly fangalana fahafinaretana ho an'ny lehilahy izay miendrika ankizy vavy kely tsy ampy taona tao anatin'ny tranokala famarotana entana malaza

 Lire la suite...

Mankafy miray ara-nofo ny vehivavy tia misakafo

25/08/2020

Filàna roa voajanahary tena matanjaka ny fitiavana te hisakafo sy ny fitiavana hiray ara-nofo. Fantatrao ve fa ny vehivavy tia miray ara-nofo dia mankafy sakafo?

 Lire la suite...

Sexo

Tsy ampy rano…tandremo ny “infection urinaire”!

04/12/2019

Amin’izao fotoanan’ny mafana izao indrindra no tena betsaka ny olona tratry ny “infection urinaire”, satria tsy misotro rano.

 

Noho ny mikraoba sy bakteria

Ny mikraoba na bakteria izay betsaka ao anatin’ny tatavia sy ny fantsona fandehanan’ny  fivalanan-drano, amin’ny ankapobeny, no mahatonga ny “infection urinaire”. Na lahy na vavy dia ireto no tokony hatao hisorohana azy.

·         Mila misotro rano : Ho fisorohana dia mila ovaina kely ny fomba mahazatra. Tsy maintsy misotro rano betsaka (1,5 litatra), amin’ny alalan’ny fivalanana mantsy no hivoahan’ny bakteria any ivelany.

·         Tsy manao akanjo tery.

·         Mivalan-drano foana ao aorian’ny fanaovana firaisana ara-nofo.

·         Tsy mitazona fivalanan-drano.

·         Rehefa mifafa dia avy any aloha mankany aoriana

Isaorana ny Profesora Rakotoarivelo Rivo,

Infectiologue

Nelly-Bri

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo