Jejoo

Dans la même rubrique

Tsy maintsy ho lasa mpifankatia foana ve ny mpinamana lahy sy vavy?

09/09/2020

Nancia Rahantarisoa, mpihira: Amiko aloha ambonimbony ny “possibilité” hiarahan’izy ireo ,indrindra moa fa efa ela no ninamana.

 Lire la suite...

Ireo fambara fa mampirafy izy…

01/07/2020

Misy fambara ety ivelany ve rehefa mampirafy ny lehilahy? Ahoana no hahafantarana? Misy azo hamantarana azy tokoa. Ireto mantsy no matetika miseho rehefa mampirafy ny lehilahy :

 Lire la suite...

Nisaraka dia mifamerina, ahoana no hamerenana ny tokantrano ?

24/06/2020

Na mafy tahaka ny inona aza ny fifamaliana teo am-pisarahana dia mety mbola hifamerina ihany ny olon-droa.

 Lire la suite...

LOVE Mpivady tsy mifankaleo anaty fihibohana, ny atao...

27/04/2020

Na dia miditra tsikelikely ao anatin'ny fialana amin'ny fihibohana aza isika dia mbola tapakandro ihany no hahafahana mivoaka.

 Lire la suite...

Ahoana ny atao ahitako olona tiako sady tia ahy

23/03/2020

Ny ho tiana sady ho tia, izay no nofinofin’ny ankamaroan’ny olona. Ahoana anefa no ahitana ilay olon-tiana io? Misy azo atao ve hanafaingana ny fahitana azy? Mety hanampy anao ireto torohevitra ireto

 Lire la suite...

Nisaraka : Fomba 4 mampitony ratram-po

16/03/2020

Mazàna dia aorian'ny fisarahana amin'ny olon-tiana no miseho. Ahoana no atao mba ho sitrana amin'izany? Ireto misy torohevitra 4 azo atao.

 Lire la suite...

Torohevitra 5 hanamafisana ny fifandraisam-po eo amin'ny mpivady

09/03/2020

Inona ny atao mba ho tsara fifandraisana foana ny mpivady? Atoronay anao 1- Miresaka fa tsy maminavina fotsiny

 Lire la suite...

Love

Kitso : kitikitiho hianohana fahafinaretana faratampony!

26/11/2019

8.000 isa eo ho eo no isan’ny retsika amin’ny kitso. Izany rahateo no mahatonga azy ho taova itoeran’ny fahafineratan’ny vehivavy. Araraoty ny fikitihina azy raha te-hambabo vehivavy.

 

 

 

Arakaraky ny fikitihina azy

Rehefa mahafantatra ny vatany ny vehivavy dia afaka maminavina ny zavatra tiany ary isan’izany ny fikitihina ny kitso. Miankina amin’ny fomba hikitihina azy rahateo ny halalin’ny fahafinaretana azo. Aborao amin’ny olon-tiana ny fihetsika tokony ataony mba hanaitaitra io kitso io.

Mampiasa menaka sy lela ary molotra

Maro ny vehivavy mankafy ny fikitihana ny kitsony. Mba hahatakarana tsara ilay lanitra fahafito anefa dia tokony atao malefaka sy moramora izany kanefa tsy mifantoka loatra amin’iny ny lehilahy. Mampiasà menaka, ny lela sy ny molotra.

“Missionaire” sy “levrette”

Ny “missionnaire” no paozy manome vahana ny fikitihina ny kitso, eo am-panaovana firaisana. Azo asiana ondana kely ihany koa ao ambanin’ny lamosina, mba hahalalina kokoa ny fidiran’ny filahiana sy hikasohan’ny tampon’ny lehilahy eo amin’ny kitso. Raha tsy izany dia ny “levrette” indray, satria avy ao aoriana ny lehilahy, dia afaka manararaotra mikitika ny kitso amin’ny tanany.

 

Tiasoa

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo