Jejoo

Dans la même rubrique

MENU Alarobia : Bolety amin’ny vaonemba sy rony – 2.000Ar

22/09/2020

Akora ilaina · Vaonemba 1kp – 800Ar · Tongolo maitso sy kotomila – 200Ar · Lafarinina sy tongolo be – 500Ar · Anana - 500Ar

 Lire la suite...

MENU

15/09/2020

Alarobia : Saosisy sy anandrano 8.500Ar Akora ilaina · Saosisy ½ kg – 7.000Ar · Anandrano 1.000Ar · Voatabia sy tongolo, tongolo gasy

 Lire la suite...

MENU Alarobia : tsaramaso sy saosisy – 9.500Ar

08/09/2020

Akora ilaina · Tsaramaso maina 2kp – 2.000Ar · Saosisy 1/2kg – 7.000Ar · Voatabia sy tongolo 500Ar

 Lire la suite...

Alarobia: katilesy – 5.000Ar

18/08/2020

Akora ilaina • Ovy 1kg – 900Ar • Tongolo maitso sy tongolo gasy • Totonkena ¼ - 3.500Ar ( tsy voatery ho asiana) • Chapelure 600Ar

 Lire la suite...

MENU ( ho an’olona 6)

30/06/2020

Alarobia : Epinard sy saosisy - 8.500Ar Akora ilaina · Epinard – 4.000Ar · Saosisy ¼ - 4.000Ar · Voatabia sy tongolo Alakamisy: tsaramaso maina sy henabaolina – 6.000Ar Akora ilaina

 Lire la suite...

MENU (ho an’olona 6) Alarobia : Ron’ovy sy lamoria – 4.000Ar

23/06/2020

Akora ilaina · Ovy ½ kg – 600Ar · Lamoria ¼ kg – 3.000Ar · Voatabia sy tongolo Alakamisy: Saosety sy atody – 2.500Ar Akora ilaina · Saosety 1.000Ar · Atody 2 – 1.000Ar · Voatabia sy tongolo – 500Ar

 Lire la suite...

Soso-kevitra laoka herinandro

21/04/2020

ALATSINAINY : Henan'omby sy anantsonga Akora ilaina • Henan'omby 1/2 - 6.000Ar • Anantsonga - 1.000 Ar • Voatabia sy tongolo - 500Ar

 Lire la suite...

Menu

Alarobia : lasopy legioma sy hena baolina

26/11/2019

Akora ilaina · Legioma mifangaro 2000Ar · Toton-kena ½ kg – 6.000 Ar

 

 

Alakamisy : kabaro sy henan-kisoa

Akora ilaina

·         Kabaro maina 2kp – 2.000Ar

·         Henan-kisoa ½ kg – 7.000Ar

·         Voatabia sy tongolo – 500Ar

Zoma : ravim-bomanga sy patsa rony

Akora ilaina

·         Ravim-bomanga - 1.000Ar

·         Patsa mena na fotsy - 300Ar

·         Sakamalao - 200Ar

 

Sabotsy : anandrano sy toton-kena

Akora ilaina

·         Anandrano 2.000Ar

·         Toton-kena ½ kg – 5.000Ar

 

Alahady : akoho nalaina ro ary nendasina

Akora ilaina

·         Akoho ½ kg – 6.000Ar

·         Sakamalao 200Ar

·         Chapelure 1 fonosana

 

Alatsinainy : atin-kena saosy

Akora ilaina

·         Atinkena ½ kg – 5.000Ar

·         Voatabia sy tongolo – 500Ar

 

Talata : trondro endasina

Akora ilaina

·         Trondro 1kg – 10.000Ar

·         Anana atao rony – 500Ar

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo