Jejoo

Dans la même rubrique

Atody atao salady na sushi 1. Salady atody

02/07/2020

Akora ilaina · Atody 2 · Salady 1 · Voatabia 1 · Oliva mainty · Crème fraiche 1 sotrokely · Sesame 1 sf

 Lire la suite...

Ile flottante

29/06/2020

Akora ilaina · Atody 6 · Ronono ½ litatra · Siramamy 170g + 50g ho an’ny caramel · Tahona lavanila 1 · Sira iray tsongo

 Lire la suite...

Tarte amin’ny korzety, tsy mampatavy

24/06/2020

Akora ilaina · Korzety 2 · Muscade voakiky ½ sk · Semoule 20g · Atody 2 · Crème tsy matavy (4%) 100 g · Fraomazy parmesan voakiky 30 g · Sira 1 tsongo · Dipoavatra 1 tsongo

 Lire la suite...

Cake amin’ny voana korzety sy voanio ary zavoka

22/06/2020

Akora ilaina · Lafarinina 1 ¾ tasy · Karibonetra na lalivay ½ sk · Sira ¼ · Vovoka muscade ¼ ( tsy voatery ho asiana) · Voanio voakiky ½ tasy na tavim-boanio · Korzety 2 · Zavoka 1 masaka tsara · Siramamy ½ tasy · Atody 2 · Ronono 4 sf · Hodim-boasarimakirana ½ voakiky

 Lire la suite...

Madeleine à la liqueur

19/06/2020

Akora ilaina · Lafarinina 250g · Siramamy 4 sf ( na araka izay tiana) · Dibera 120 g · Lalivay 1 fonosana · Atody 4 · Liqueur (izay tiana) 3 sf · Fleur de sel ( afaka tsy asiana)

 Lire la suite...

Rambon’omby sy legioma

15/06/2020

Akora ilaina · Rambon’omby 1.5kg · Lardon 100g ( tsy voatery ho asiana) · Tongolo be 1 · Karaoty 2 · Ovy 2 · Tongolo gasy hasiny 2 lehibe · Selery 150g · Voatabia izay tiana · Siramamy 1 sotrokely · Sira sy dipoavatra · Dità · Hodim-boasary · Divay mena 1 vera · Kioba manome tsiro henan’omby · Lafarinina 3 sf · Menaka olive na menaka tsotra

 Lire la suite...

Mofomamy vita amin’ny vomanga

11/06/2020

Akora ilaina · Vomanga 1kg · Siramamy menamena ¼ kg · Lafarina 2sf · Dibera 200g · Atody lehibe 4 · Lavanila tahony 1 · Rhum 4 sf

 Lire la suite...

Sakafo

« Gratin de pate aux poulets »

22/11/2019

Akora ilaina · Akoho lehibe iray zaraina 8 · Dibera 2 sf · Tongolo be 1 · Tamotamo 1 tsongo · Vinaingitra 1 sf · Paty 300g · Fraomazy efa voakiky

 

 

 

Fikarakarana azy

1.       Endasina ny akoho

2.       Atambatra miaraka aminy ny tamotamo sy ny vinaingitra

3.       Avela hangotraka eo ambony afo malefaka

4.       Hafanaina eo amin’ny 200°C ny lafaoro

5.       Tsihifina ny akoho dia apetraka ao anaty lovia mahazaka lafaoro

6.       Esorina ao anatin’ilay vilany ihany koa ny tongolo

7.       Andrahoina ny paty fa tsy atao malemy be ka rehefa masaka dia loharana manodidina ny akoho

8.       Rarahina amin’ilay fraomazy efa voakiky teo dia ampidirina ao anaty lafaoro

9.       Vao mendimendy ny fraomazy dia aroso avy hatrany

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo