Jejoo

Dans la même rubrique

Base pate à choux

06/12/2019

Akora ilaina · Rano 1/4 l · Dibera 100g · Siramamy 10g · Sira 5g · Lafarinina 150g · Atody 4

 Lire la suite...

Panna cotta amin’ny paiso

02/12/2019

Akora ilaina Ronono 1l Crème liquide 1l Siramamy 125g Sôkôla fotsy 2 fonosana Gélatine vovoka 50g Paiso 300g Mananasy tetika 5

 Lire la suite...

Soufflé aux asperges

25/11/2019

Akora ilaina · Asperges 36 isa · Dibera 50g · Lafarinina 50g · Ronono ½ l · Fraomazy mafy efa voakiky 100g · Atody 4

 Lire la suite...

« Gratin de pate aux poulets »

22/11/2019

Akora ilaina · Akoho lehibe iray zaraina 8 · Dibera 2 sf · Tongolo be 1 · Tamotamo 1 tsongo · Vinaingitra 1 sf · Paty 300g · Fraomazy efa voakiky

 Lire la suite...

Nofon-trondro amin’ny oliva mainty

18/11/2019

Akora ilaina · Nofon-trondro 500g · Oliva mainty 100g · Voasary 2 na voazavo 1 kelikely · Voasarimakirana 1 · Ravina solila 7 na basilica · Menaka oliva 10sl · Vinaingitra fotsy 1 sf · Sira sy dipoavatra · Sakay mena “espelette”

 Lire la suite...

« Lasagnes à la courge »

14/11/2019

Akora ilaina · Voatavo 1,5kg · Lasagnes 250g · Tongolo be 2 · Tongolo gasy hasiny 3 · Fraomazy boribory 2 · Lafarinina 30g · Dibera 70g · Dità 3 tsongo · Ronono 1l · Basilic fehiny 1 · Menaka olive 15sl · Kioba manome tsiro 1 fonosana · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Panna Cotta Coco

11/11/2019

Akora ilaina Ravina gélatine 4 – crème liquide 20sl – tavim-boanio 50sl – siramamy 120g – vovoka dité 1 sk – voanio voakiky 30g – voarohy 250g – ravina solila

 Lire la suite...

Sakafo

Akoho amin’ny tongolo gasy

15/11/2019

Akora ilaina · Akoho 1 · Tongolo gasy hasiny 24 · Lafarinina 1 sf · Dibera 60g · Ronono 1 vera · Menaka 1 sf · Siramamy 1sk · Vinaingitra 4sf · Ron’akoho 1/4l · Sira sy dipoavatra · Paty 500g

 

 

Fomba fikarakarana azy

1.       Zaraina roa ny akoho dia tetehina somary lehibe ny tendany sy ny taolan-tratrany iny

2.       Hafanaina ny dibera dia endasina ao ny nofon’akoho rehetra

3.       Atao malefaka ny afo ary saromana ny vilany dia avela hiketrika mandritra ny 15 minitra eo

4.       Hafanaina eo amin’ny 180°C ny lafaoro

5.       Avela hangotraka kely ny ronono dia esorina avy hatrany

6.       Hamelarana “papier alu” ny lovia mahazaka lafaoro iray na lasitra efa nolalorana menaka. Apetraka eo amboniny eo ireo tongolo gasy, ny menaka, ny siramamyary asiana sira iray tsongo. Fonosana aorian’izay dia andrahoina mandritra ny fahefatr’adiny

7.       Loharana ao anatin’ilay vilany ny nofon’akoho ka atokana ireo tendany sy taolan-taolana.

8.       Hafanaina ny vilany. Avela ho maina tsara vao araraka ao ilay vinaingitra mialohan’ny handrarahina ny ron’akoho. Avela hiketrika kely mandritra ny 10 minitra eo dia arotsaka ao anatin’io ny paty, rehefa mahamay tsara

9.       Rehefa masaka dia loharana aloha ny paty ary apetraka eo amboniny ireo akoho efa mendy ary eo ambonin’ny akoho kosa ny tongolo gasy

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo