Jejoo

Dans la même rubrique

Manala « cicatrice » amin’ny menaka oliva

06/12/2019

Fanaovana azy : Tonga dia asiana ilay menaka eo amin’ny faritra misy « cicatrice » ary somary horina moramora. Avela eo mandritra ny 30 minitra ilay menaka izay vao fafana amin’ny taratasy manify sy madio. Tsy kobanina fa avela eo.

 Lire la suite...

Ovy sy poarao amin’ny hen’omby by Sitraka

04/12/2019

Akora ilaina : · Hen’omby 1/4kg · Ovy ½ kg · Poarao 200 Ariary · Dipoavatra voany · Sira · Menaka · Tongolo · Tongolo gasy · Sakamalaho

 Lire la suite...

Mampihena kibo amin’ny karibonetra Zavatra ilaina :

02/12/2019

· Karibonetra 1 sotro kely · Ranona voasarimakirana 1 · Rano ½ vera

 Lire la suite...

Manala tasina lokom-bolo amin’ny dentifrice Fanaovana azy :

25/11/2019

Alaina ny dentifrice dia ahosotra eo amin’ny faritra tratran’ilay loko. Somary koseho kely amin’ny lamba na gant mandritra ny segaondra vitsy izay vao kobanina.

 Lire la suite...

Mitsabo fanaviana na « aphtes » amin’ny vahona

22/11/2019

Fanaovana azy : 1. Ataovy anaty rano 1 vera ny didin’ilay vahona. 2. Rehefa vita izay dia hotsakotsano amin’iny ny ati-vava.

 Lire la suite...

Tongotr’omby amin’ny legioma by Tahiry

20/11/2019

Akora ilaina : Tongotr’omby 1 kg Sakaizam-patsany 1/4 kg Haricots verts 1 fehezana karaoty 3 Voatavo didiny 3 Ovy 3 Tongolo 1 Selery lehibe tahony 1 Sakamalaho Dipoavatra voaniny. Poarao tahony 2 Tongolo maitso sy kotomila Sira

 Lire la suite...

Mampitony aretin’andoha

18/11/2019

Zavatra ilaina : · Rano · Vovoka kanelina

 Lire la suite...

Astuces

Main’ny masoandro, mampiasa yaourt

15/11/2019

Zavatra ilaina: · Yaourt natiora 1

 

 

 

Fanaovana azy:

1.      Hosory amin’ilay faritra may ilay yaourt.

2.      Avelao eo mandritra ny minitra vitsy ary kobano amin’ny rano avy eo.

Sariaka

 

Manatevina ny volomaso amin’ny fomba tsotra

Fanaovana azy:

1.      Hosory mascara manify aloha ny volomaso ary tonga  dia asio vovoka “talc” kely manaraka azy.

2.      Averina  asiana mascara indray rehefa vita izay.

Sariaka

Fanamboarana “lait d’avocat”

Zavatra ilaina

·         Zavoka masaka 1

·         Ronono ½ litatra

·         Siramamy (izay fatra tiana)

Fikarakarakana azy:

1.      Ataovy anaty mixer ny zavoka voatetika sy voavaofy ary ampio siramamy sy ny an-tsasak’ilay ronono.

2.      Mixeo mandra-pifangaro azy tsara.

3.      Ampio an’ilay ronono ambiny indray ary avereno mixena mandritra ny 1 minitra dia vita.

Sariaka 

 

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo