Jejoo

Dans la même rubrique

Base pate à choux

06/12/2019

Akora ilaina · Rano 1/4 l · Dibera 100g · Siramamy 10g · Sira 5g · Lafarinina 150g · Atody 4

 Lire la suite...

Panna cotta amin’ny paiso

02/12/2019

Akora ilaina Ronono 1l Crème liquide 1l Siramamy 125g Sôkôla fotsy 2 fonosana Gélatine vovoka 50g Paiso 300g Mananasy tetika 5

 Lire la suite...

Soufflé aux asperges

25/11/2019

Akora ilaina · Asperges 36 isa · Dibera 50g · Lafarinina 50g · Ronono ½ l · Fraomazy mafy efa voakiky 100g · Atody 4

 Lire la suite...

« Gratin de pate aux poulets »

22/11/2019

Akora ilaina · Akoho lehibe iray zaraina 8 · Dibera 2 sf · Tongolo be 1 · Tamotamo 1 tsongo · Vinaingitra 1 sf · Paty 300g · Fraomazy efa voakiky

 Lire la suite...

Nofon-trondro amin’ny oliva mainty

18/11/2019

Akora ilaina · Nofon-trondro 500g · Oliva mainty 100g · Voasary 2 na voazavo 1 kelikely · Voasarimakirana 1 · Ravina solila 7 na basilica · Menaka oliva 10sl · Vinaingitra fotsy 1 sf · Sira sy dipoavatra · Sakay mena “espelette”

 Lire la suite...

Akoho amin’ny tongolo gasy

15/11/2019

Akora ilaina · Akoho 1 · Tongolo gasy hasiny 24 · Lafarinina 1 sf · Dibera 60g · Ronono 1 vera · Menaka 1 sf · Siramamy 1sk · Vinaingitra 4sf · Ron’akoho 1/4l · Sira sy dipoavatra · Paty 500g

 Lire la suite...

Panna Cotta Coco

11/11/2019

Akora ilaina Ravina gélatine 4 – crème liquide 20sl – tavim-boanio 50sl – siramamy 120g – vovoka dité 1 sk – voanio voakiky 30g – voarohy 250g – ravina solila

 Lire la suite...

Sakafo

« Lasagnes à la courge »

14/11/2019

Akora ilaina · Voatavo 1,5kg · Lasagnes 250g · Tongolo be 2 · Tongolo gasy hasiny 3 · Fraomazy boribory 2 · Lafarinina 30g · Dibera 70g · Dità 3 tsongo · Ronono 1l · Basilic fehiny 1 · Menaka olive 15sl · Kioba manome tsiro 1 fonosana · Sira sy dipoavatra

 

 

 

Fikarakarana azy

1.       Voasana sy tetehina ny voatavo

2.       Voasana sy tetehina ny tongolo sy ny tongolo gasy

3.       Esorina ny ravin’ny basilic dia tetehina

4.       Endasina ny tongolo sy ny tongolo gasy ary ny voatavo ary tapohina rano kely rehefa avy eo

5.       Asiana sira dia ritina mandritra ny 20 minitra eo, amin’ny afo malefaka

6.       Rehefa malemy dia atambatra amin’ireo ny basilic

7.       Mandritra izany fotoana izany dia karakaraina ny saosy “béchamel”

8.       Atsonika ao anaty vilany kely iray ny dibera

9.       Atambatra miaraka aminy ao ny lafarinina

10.   Arotsaka tsikelikely ny ronono sady kapohina mafimafy sy haingana mba tsy hiraikitra

11.   Arotsaka ao koa ny kioba manome tsiro, ny dità ary asiana sira sy dipoavatra

12.   Ampangotrahina kely ny paty

13.   Rehefa somary malemy fa tsy masaka loatra dia velarina eo ambony lasitra andrahoana azy

14.   Mametraka paty aloha, ao anaty lasitra dia rarahina ilay fangaro voatavo teo ary asiana saosy kely

15.   Atao toa izay hatrany, mandra-pahalany ireo paty

16.   Rehefa tapitra ny paty dia rarahina ilay saosy béchamel ambiny eo amboniny

17.   Kikisana eo amboniny eo ireo fraomazy

18.   Andrahoina ao anaty lafaoro mandritra ny 40 minitra eo amin’ny hafanana 180°C ka rehefa mitsonika tsara ny fraomazy dia afaka aroso sy hanina avy hatrany

 

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo