Jejoo

Dans la même rubrique

MENU Alarobia : Bolety amin’ny vaonemba sy rony – 2.000Ar

22/09/2020

Akora ilaina · Vaonemba 1kp – 800Ar · Tongolo maitso sy kotomila – 200Ar · Lafarinina sy tongolo be – 500Ar · Anana - 500Ar

 Lire la suite...

MENU

15/09/2020

Alarobia : Saosisy sy anandrano 8.500Ar Akora ilaina · Saosisy ½ kg – 7.000Ar · Anandrano 1.000Ar · Voatabia sy tongolo, tongolo gasy

 Lire la suite...

MENU Alarobia : tsaramaso sy saosisy – 9.500Ar

08/09/2020

Akora ilaina · Tsaramaso maina 2kp – 2.000Ar · Saosisy 1/2kg – 7.000Ar · Voatabia sy tongolo 500Ar

 Lire la suite...

Alarobia: katilesy – 5.000Ar

18/08/2020

Akora ilaina • Ovy 1kg – 900Ar • Tongolo maitso sy tongolo gasy • Totonkena ¼ - 3.500Ar ( tsy voatery ho asiana) • Chapelure 600Ar

 Lire la suite...

MENU ( ho an’olona 6)

30/06/2020

Alarobia : Epinard sy saosisy - 8.500Ar Akora ilaina · Epinard – 4.000Ar · Saosisy ¼ - 4.000Ar · Voatabia sy tongolo Alakamisy: tsaramaso maina sy henabaolina – 6.000Ar Akora ilaina

 Lire la suite...

MENU (ho an’olona 6) Alarobia : Ron’ovy sy lamoria – 4.000Ar

23/06/2020

Akora ilaina · Ovy ½ kg – 600Ar · Lamoria ¼ kg – 3.000Ar · Voatabia sy tongolo Alakamisy: Saosety sy atody – 2.500Ar Akora ilaina · Saosety 1.000Ar · Atody 2 – 1.000Ar · Voatabia sy tongolo – 500Ar

 Lire la suite...

Soso-kevitra laoka herinandro

21/04/2020

ALATSINAINY : Henan'omby sy anantsonga Akora ilaina • Henan'omby 1/2 - 6.000Ar • Anantsonga - 1.000 Ar • Voatabia sy tongolo - 500Ar

 Lire la suite...

Menu

Alarobia : voatavo ritra sy totom-boanjo – 2.000Ar

12/11/2019

Akora ilaina · Voatavo - 1.000Ar · Voanjo voatoto - 500Ar · Voatabia sy tongolo gasy – 500Ar

 

 

 

Alakamisy : legioma nendasina – 2.000Ar

Akora ilaina

·         Legioma isan-karazany – 1.500Ar

·         Tongolo gasy

·         Kioba manome tsiro – 1 fonosana

Zoma : voanjobory sy anamalaho rony

Akora ilaina

·         Voanjobory 3kp – 4.000Ar

·         Anamalaho 500Ar

Sabotsy : toton-kena sy poavrao -8.000Ar

Akora ilaina

·         Toton-kena ½ kg – 6.000Ar

·         Poavrao 1.500Ar

Alahady : akoho sy olatra saosy

Akora ilaina

·         Akoho 1 kg – 10.000Ar

·         Olatra 2 fonosana – 2.000Ar

·         Voatabia sy tongolo – 500Ar

 

Alatsinainy : trondro endasina sy ro mazava – 15.000Ar

Akora ilaina

·         Trondro 1kg – 14.000Ar

·         Ravim-bomanga – 500Ar

·         Angivy - 200Ar

Talata : ana-madinika sy henan-kisoa –  9.000Ar

Akora ilaina

·         Ana-madinika 1.500Ar

·         Henan-kisoa ½ kg – 7.000Ar

·         Tongolo gasy - 300Ar

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo